Misesisesy ny fisamborana olon-dratsy eto Antananarivo tato ho ato. Lehilahy roa indray voasambotry ny polisy noho ny resaka fanendahana sy hala-boty, omaly. Tratran’ny polisy tetsy Ampasapito ny lehilahy iray tamin’izy ireo, omaly tamin’ny 8 ora sy sasany. Vao avy nanendaka mpandeha an-tongotra izy io ary saika lasany tamin’izany ny poketra […]
Other News
Mpiara-miasa amin’ny dahalo : Lehilahy iray nahatrarana basy
Mitohy hatrany ny fanenjehana ireo olon-dratsy mampanofa basy sy miray tsikombakomba amin’ny dahalo. Voasambotry ny zandary ny lehilahy iray monina any Antsingila, fokontany Tsiazompaniry, kaominina Ambanivohitra Sabotsy Namatoana, ny herinandro lasa teo. Tratra izy io taorian’ny vela-pandrika nataon’ny zandary avy ao amin’ny zana-tobim-paritra Behenjy. Nahitana basy vita tanana, mirefy 25 […]
Sprinter niala ankizy nilalao bisikileta: Namoy ny ainy ny mpamily ny fiara, ankizy roa naratra
Tsy tana ny ain’ilay mpamily fiara sprinter mpitatitra entana iray, niharan-doza tetsy Ankadikely, afakomaly. Ankizikely roa naratra ary mbola tsy mahatsiaro tena ny iray amin’izy ireo hatramin’ny omaly. Niharan-doza tetsy amin’ ny lalana kaominaly vao an-dalam-panamboarana, mampitohy an’Antanandrano sy Ankadikely, ny fiara Sprinter fourgon iray, afakomaly hariva tamin’ny 5 ora. […]






