Le ministère du Tourisme et de l’artisanat (MTA) renforce l’appel à manifestation d’intérêt récemment lancé à l’endroit des artisans, coopératives et entreprises ainsi qu’aux acteurs qui œuvrent dans les filières emblématiques telles que vanille, chocolat, caviar… en vue de l’attribution d’espaces d’exposition auprès du Village artisanal à Tsarasaotra Ivato. Pour […]
Other News
Affaire Boeing 777: 23 suspects placés sous mandat de dépôt
Après avoir été entendus par le parquet du Pôle anti-corruption le 22 août, tous les suspects liés à l’affaire des cinq Boeing transférés en Iran ont été placés sous mandat de dépôt. Deux des suspect ont été placés en détention préventive à la Maison de force de Tsiafahy, neuf à […]
FANTINA sy FINTINA
Naneho fiaraha-miory sy fiombonana alahelo noho ny fahalasanan-dRatsiraka Celine, vadin’ny amiraly Ratsiraka Didier ny filoha, Rajoelina Andry. Nambarany fa olom-pirenena nanamarika ny tantaran’ny firenena, Ratsiraka Celine. « Mampahery ny zanany sy ny zafiny, ny havany ary ireo akaiky azy amin’ny anaran’ny vahoaka izahay », hoy izy. Nanazava ny maha filohan’ny Sadc ny […]
Fiarahamonim-pirenen’ny Sadc : « Takianay ny fampanajana ny demokrasia »
Nifarana ny herinandro teo rehefa naharitra dimy andro ny fikaonan-dohan’ireo fiarahamonim-pirenena eo anivon’ny Sadc, notanterahina tetsy Ambodivona. Anisan’ny sosokevitra nivoitra tamin’izany ny tokony haha maodely an’i Madagasikara eo amin’ny sehatra rehetra. « Tsy mankasitraka ny faneriterena amin’ny fahafahana maneho hevitra izany ary mitaky fampanajana ny demokrasia », hoy ny fehin-kevitry ny fiarahamonim-pirenena […]
Fanabeazana
Hoy ny mpandinika iray izay: voalohany ilaina amin’ny fampandrosoana ny firenena ny fanabeazana; faharoa, ny fanabeazana; fahatelo, ny fanabeazana. Tsy azo ihodivirana ny maha olona. Izay mitranga sy ataon’ny tsirairay, azo lazaina fa vokatry ny fanabeazana sy izay nodiaviny. Mitaiza sy manabe avokoa izay iainana fa tsy ny any […]






