Other News

Fiainam-pikambanana : Mitaky ny hitarihana ny Fitea-M ny any Amboasary

Naneho ny alahelony manoloana ny tsy fanarahana ny fitsipika ifampifehezana ireo mpikambana sasany eo anivon’ny Fikambanan’ny terak’Androy eto Madagasikara (Fitea-M). Nambaran’izy ireo tetsy 67 Ha, omaly, fa efa voafaritra ny fitantanana ifandimbiasana eo anivon’ireo distrika ao amin’ny faritra Androy. « Tokony ho anjaran’ny avy any Amboasary araka ny tapaky ny birao […]

Miparitaka maneran-tany : Mahatonga aretina maro ho an’ny olona ny kaikitry ny moka

Anisan’ny biby ke­ly indrindra eto an-tany ny moka, nefa mitondra karazana aretina maro maneran-tany. Maha­ton­ga fahafatesana ma­ro eo amin’ny olona ihany koa izy io. Bibikely manana helatra roa, maro karazana ary mahatratra aman’arivony izy io ary ahitana azy avokoa manerana izao tontolo izao. Misy ny antsoina hoe: Anopheles, Aedes aegypti, […]

VAOVAO TAMBATRA

Atao any Belo sur Mer, ny « Festival Botry Soa Fahitse », ny 21 hatramin’ny 24 aogositra. He­tsika ara-pizahantany sy ara-kolontsaina, hifantoka amin’ny sambokely botry, fampiasan’ny Vezo mpanjono. Hisy ny filaharana amin’ny lakana mampiasa voaly. Eo koa ny fifaninanana ara-kolontsaina sy hetsika ara-panatanjahantena ary fitsidihana ara-pizahantany. Nihaona tamin’ny vondrona parlemantera japoney ny […]

Prix Castel 2025 : Fampiasana ny drônes amin’ny fambolena

Azon-dRakotozoely Andrian­tsitohaina ny voalohany amin’ny fifaninanana Prix Castel, avy amin’ny Tahirim­bola Pierre Castel, ary karakarain’ny orinasa Star. Ny orinasa Techni-drônes Madaga­sikara sy ny tetikasa natsangany, misehatra amin’ny fivarotana drônes sy ireo asa mifanaraka aminy. Nohaza­vain-dRakotonoely Andrian­tsito­haina, fa tafiditra ao anatin’ny ataony ny sehatry ny famokarana, entina hanatsarana ny fambolena, toy […]