Other News

Fiaraha-miasa amin’ny MFFT: Manohana ny fampandrosoana eny ifotony ny Pnud

Ao anatin’ny fametrahana ny Drafitra stratejika hampandrosoana ny any atsimon’ny Nosy ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT) miaraka amin’ny Pnud. Noraisin’ny minisitra Andriantsitohaina Naina, tetsy Anosy, omaly, ireo iraka avy eo anivon’ny Pnud. Nifampiresahana tamin’izany ny fanohanan’ity sampandraharahan’ny Firene­na mikambana ity ny hampandrosoana ireo distrika […]

Karate – “Challenge du Betsileo”: Noraofin’ny Tekado ny medaly teo amin’ny kata

Nifarana ny alahady 3 aogositra lasa teo, tany Fia­narantsoa, ny andiany faha-4 amin’ny “Challenge du Be­tsileo”, taranja karate. Mpika­troka maherin’ny 300, avy amin’ny klioba maro, no tonga nandray anjara nandritra izany. Ny kata sy kumite ho an’olon-tokana sy isan-tarika, nanomboka tamin’ny sokajy ankizy madinika, Cadet, Ju­niors, Seniors hatramin’ny Masters, no […]

SOMBIM-BAOVAO

Nanomboka tamin’ny fomba ofisialy, tetsy amin’ny Kianja Annexe Barea Mahamasina, ny « Sokake cup ». Fifaninanana baolina kitra ho an’ny sokajy latsaky ny 15 taona, lahy sy vavy. Anisan’ny mandray anjara amin’izany ny ekipan’ny Hienghène Sports avy any Nouvelle-Caledonie. Anio no hifarana ny fihaonana ka ho fantatra eo izay hibata ny amboara. […]

Tsipy kanetibe – “Masters 2025” : Novaina ny firafitry ny ekipa malagasy

Hotanterahina anio, ao Palvas-les-Flots France, ny dingana fahefatra amin’ny fiadiana ny “Masters 2025”, taranja tsipy kanetibe. Anisan’ireo ekipa miatrika izany ny Malagasy. Hiova kely indray amin’ity ny firafitry ny ekipam-pirenena. Hijoro voalohany i Tianakely sy i Yves ary i Zigle. Nasain’ny mpanazatra maka aina indray izany i Balôty, taorian’ny tsy […]

Lalaon’ny CJSOI : Nahazo volamena 2, volafotsy 4 ary alimo 6 indray i Madagasikara

Mitohy ihany ny famirampiratan’ireo Malagasy atleta! Nandrombaka medaly 12, volamena 2, volafotsy 4, alimo 6 indray izy ireo, omaly. Notontosaina omaly, ny andro fahefatry ny La­laon’ny Kaomisionan’ny tanora sy ny fanatanjahantena ato anatin’ny ranomasimbe Indianina (CJSOI), izay tanterahina any Seychelles. Na­hazo medaly 12 vaovao in­dray i Madagasikara, ka volamena 2, […]