Other News

« Misia ny Mazava »: Seho fiomanana ho an’ny Voice of God

“Misia ny mazava. Teny mahafehy ny antom-pisianay sy iraka mafy ato am-ponay. Antso hamelona fanantenana indray”, hoy ny fanambarana ao amin’ny pejin’ny Voice of God na Vog. Antony nisafidianan’izy ireo ny lohahevitra hanompanana ny fampisehoana izay hotontosain’ny Vog ny sabotsy 9 aogositra izao izany, manomboka amin’ny 5 ora hariva, eny […]

« Festival Rebeke 2025 »: Handray anjara ny tarika Olombelo Ricky

Hotanterahina ny 28, 29, 30 aogositra 2025, ao Tsihombe Androy, ny «Festival Rebeke» andiany faha-9 izay karaka­rain’i Tsimihole. Hetsika natokana ho an’ny gadona Beko izay mampiavaka ny faritra atsimon’i Madagasikara ary lova navelan’ny Antandroy izy io. Ivondronan’ny mpibeko, ny mpiantsa, ny zokiolona ary ireo tanora manan-talenta manodidina amin’ny ady amin’ny […]

TSELATRA

Raim-pianakaviana 44 taona saika hanolana ny zanany vavikely 11 taona voasambotry ny zandary teny amin’ny Petite Plage Amborovy, ny 30 jolay lasa teo. Poritra te hivoaka ilay ankizivavy ka nentiny tany ivelan’ny trano fonenana, somary mihataka ny tanàna. Naboridany ary efa nampatoriany teo ambonin’ ny latabatra fivarotana iray. Nisy nahatsikarita […]

Fokontany Marovato- Miarinarivo: Tovolahy 17 taona hita faty nisy diam-bala

Hita faty tao anaty kirihitr’ala i Boeza, tovolahy vao 17 taona, tao amin’ny fokontany Marovato, kaominina ambanivohitra Miarinarivo, disitrika Andilamena, faritra Alaotra Mangoro, ny 2 aogositra teo. Nahitan’ny fokonolona diam-bala ny vatan’io lehilahy na­moy ny ainy io. Nasitrika tao anaty kirihitr’ala, tao aorian’ny namonoana azy, io tovolahy io. Ankizy haka […]