Other News

FIVAPOVA : Nosokafana ny zaikabe andiany fahefatra

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy tao Toamasina, omaly, ny zaikabe Fivapova, andiany fahefatra. Efa tonga any avokoa ireo mpizaika maherin’ny 3 000 avy amin’ny lafivalon’ny Nosy. Talohan’ny fisokafana tamin’ny fomba ofisialy, nisy ny fitsidihana nataon’ny minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny inspecteur général de Police Rakotoarimanana Herilala, sy Ramatoa vadiny, Rakotoarimanana Faniry, filoham-boninahitry […]

Fanolanana ankizy efa-taona : Voaheloka higadra dimy taona am-ponja i Francky

Nivoaka ny alakamisy 24 jolay maraina teo, tetsy amin’ny fitsarana ambaratonga voalohany, ny valin’ny raharaha fanolanana, fametavetana ankizy tsy ampy taona “attentat à la pudeur”, voafaritry ny fehezan-dalàna famaizana laharana faha -331, andininy voalohany. Nilatsaka ny didy ka no­melohina higadra di­my taona am-ponja Randria­marolahy Nambinin­tsoa Francky. Raharaha nandrasan’ny maro ity didim-pitsarana […]

TARATRY ny KANTO

Miatrika fiofanana ireo ben’ny Tanàna 27, mpikambana amin’ny tambajotra “Centres de lecture et d’animation culturelle” na Clac. Nosokafana omaly, tetsy amin’ny Motel Anosy izany, izay tafiditra ao anatin’ny tetikasa fanetsehana indray ny fandaharanasa mahakasika ny kolontsaina eny ifotony. Ny Organi­sation internationale de la francophonie na OIF no namatsy vola ny […]

Zava-panahy : Mitombo isa ny mpampianatra

Samy manezaka amin’izay heveriny fa tandrify azy ny rehetra… Miavaka, anefa, ny tontolon’ny zava-panahy. Mihazakazaka fatratra ny fitomboan’ny isan’ny mpampianatra azy io. Tranga anisan’ny manamarika ny fiverenana any amin’ny fototra? Antony hafa ihany koa, anefa, ny fiovana eo amin’ny fiarahamonina malagasy. Fahasahiranan’ny Malagasy, nahatonga azy hiantsampy, etsy sy eroa. Amin’io […]