Other News

VAOVAO TAMBATRA

Araka ny rafitra mipetraka eo anivon’ny Sadc, ny firenena mandray ny Fitarihana ity fivondronam-be ity no mitarika ireo kaomity rehetra ao aminy. Koa, ho an’ny Kaomitin’ny Fitantanam-bola, izay manatanteraka ny fivoriana anio 08 aogositra, dia ny Sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny Toekarena sy ny fitantanam-bola, Ramanampanoharana Andry, no hitarika sy handrindra izany […]

Famatsian-drano : Hahatratra 64 km ny fantson-drano hosoloina eto an-dRenivohitra

Hampitomboina ny famokarana rano eto an-dRenivohitra. Hahatratra 64 km ihany koa ny fantson-drano hosoloina, hampakarana ny tanjaky ny tosiky ny rano. Dingana sady fanamby lehibe ny paikady hampitomboana ny famokarana rano eto an-dRenivohitra sy ny manodidina. Hahatratra 50 000 m3 ny rano vokarina eny amin’ny toby vaovao hatsangana eny Amoronankona, izay […]