Maro ireo mpanakanto nalahatra, saingy nisongadina kokoa ireo taizan’i Davalt Rwikordz… Samy nahatsapa izany ireo mpijery tonga nanatrika ny “Mega Live Yas”, izay notontosaina tetsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny alin’ny zoma teo. Avy hatrany dia i Parish no nanokatra ny fampisehoana, niaraka tamin’ireo hirany hain’ny mpijery rehetra. Nanaraka avy […]
Other News
Hetsika fahatsiarovana: Feno fihetseham-po ny sehon-dry Rossy, Mily Clément, Da Hop
Fankalazana telo sosona, nomarihina tamina seho goavana iray. Samy nizara fihetseham-po ireo mpanakanto nosafidiana manokana, nanafana ny Coliseum. Fanamby tontosa iny ho an’ny Vision Madagascar. Tamin’ny 6 ora, hanomboka ny seho, mbola vitsy ny mpijery… Vokatr’ilay niova toerana ve? Satria tokoa mantsy, saika teny Antaninarenina no nanaovana ity seho ho […]
FANTINA sy FINTINA
Maherin’ny 20 ireo fikambanana na antoko politika nahatonga ny tolokevitra ho fanatsarana ny fifidianana, araka ny nambaran’ny eo anivon’ny Ceni, ny faran’ny herinandro teo. Efa nifarana ny zoma teo rahateo ny fe-potoana farany ahafahan’ny Ceni mandray izany. Handinika ny momba izany izy ireo mialoha ny fikaonandoham-pirenena amin’ny taona ho avy. […]
Pac Mahajanga : “Hoezahina ny hanasaziana ny raharaha kolikoly”
Notanterahina tamin’ny fomba manetriketrika, tao amin’ny Tendrompitsarana miady amin’ny kolikoly (Pac) Mahajanga, ny herinandro teo, ny lanonam-pitsarana nametrahana amin’ny toerany ny lehiben’ny Fampanoavana ambony, Ranorine. Namelabelatra mazava ity lehiben’ny fampanoavana ambony vao napetraka amin’ny toerana ity ny amin’ireo kinasa sy vina ary koa ny paikady hirosoana amin’ny fanatanterahana ny andraikitra […]
Mifanapoizina an-toerana
Mbola ao anaty fahasahiranana lalina ny vahoaka amin’izao! Tsy fandriampahalemana, fidangan’ny vidim-piainana, tsy fisian’asa… Tsy mafy ady fa miady mafy. Amin’izany, saika fitanana fahavelomana sisa no zava-dehibe sy vitan’ny maro: rehefa tsy maty, dia izay. Izany aza efa manahirana. Efa mba misy fihatsarany ve ny fiainam-bahoaka amin’izay ataon’ny fitondram-panjakana? […]






