Other News

Toekarena manga: Hanampy amin’ny fitrandrahana ny Befsa

Hampiroborobo ny toekarena manga ny fametrahana ny “Compte satellite dans l’économie bleue” (Befsa) entina hampandrosoana ny harinkarena faobe sy hametrahana ny fampandrosoana maharitra ny fitrandrahana ny jono sy ny fiompiana anaty rano. Nivoitra izany nandritra ny fampahafantarana ity fitaovana vaovao ity, ny 17 jolay teo, tetsy amin’ny Carlton, Anosy. “Hama­ritra […]

Fambolem-bary : Hanao ny tetikasa Rice ny Ambatovy sy ny Jica

Foto-tsakafon’ny Malagasy ny vary. Hanao ny tetikasa Rice ny orinasa Ambatovy, hanamafisana ny tombontsoa entin’ny asa ataony sy hametrahana ny fampandrosoana lovain-jafy any amin’ny faritra iasany. Fiaraha-miasa amin’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana sy amin’ny masoivoho japoney, amin’ny alalan’ny Fiaraha-miasa iraisam-pireneny, Jica. Tanjona ny hanohanana ny sehatry ny fambolem-bary any […]

Atsimo Andrefana: Fanoitran’ny toekarena sy fampan­drosoana ny tetikasa Base Toliara

Nitondra fanazavana mahakasika ny tetikasa Base Toliara, nandritra ny fihaonambe FER, ireo mpitantana ny orinasa. Anisan’izany ny tombontsoa ara-toekarena entiny, ny asa aterany, ny fandraharahana, sns. Niaraka namelabelatra ny asa fihariana ataony sy ny fiantraikany ara-toekarena, ny tale jeneraly ny Base Toliara, Ramahefarivo Jean Bruno, sy ny tale jeneraly ny […]

Serasera Diana sy Sava : Nanamafy ny fahaiza-manaony

Nanamafy ny fahaiza-manaony ireo talem-paritra sy delege miisa 21 eo anivon’ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina, ho an’ny faritra Diana sy i Sava. Nijery ny fizotran’ny fampiofanana ireo mpiasan’ny minisitera ny minisitra Mara Volamiranty Donna. Nambarany fa tanjona ny fanatsarana ny fomba fiasan’ireo tomponandraikitra hampiroboroboana ny maha olona. Niompana amin’ny […]

Nilalao teo an-tokotany : Naolan’ny tovolahy iray i Henintsoakely, 4 taona

Raharaham-pitsarana nahavariana ny mpanara-baovao ny antontan-taratasin’ady laharana faha-1810/RP/25- IS/ST/LT, tetsy amin’ny sampam-pitsarana ambaratonga voalohany, ny alakamisy 17 jolay teo, hanenjehana an-dRandriamarolahy Nambinin­tsoa Francky. efa voatazona vonjimaika am-ponja, ny 7 jolay lasa teo. Nandritra ny adihevitra teo amin’ny fotoam-pitsarana, nambaran’ny mpa­n­gataka onitra fa tia milalao “balançoire” ny zanak’izy ireo, efatra taona. […]