Other News

SOMBIM-BAOVAO

Hihemotra amin’ny 16 aogositra ho avy izao ny fifaninanana « Amboaran’Analamanga », taranja Jiujitsu brezialina. Ao amin’ny kianja mitafo Ankoay Ankoron­drano ihany no hanatanterahana ity fifaninanana ity, araka ny fampitam-baovao avy amin’ny mpikarakara, ny ligin’Analamanga taranja Jiujitsu breziliana. Hotontosaina ny alahady ho avy izao, etsy Arivo­nimamo, ny fifaninanana Rallye Run, « King of […]

Slalom sy course de côte: Mitarika eo amin’ny 2RM i Juan

Taorian’ny dingana roa efa tontosa ho an’ny “Slalom” sy ny “Course de côte”, namoaka ny filaharana vonjimaika an’ireo mpanamory tao amin’ny tranokalam-pifandraisany, omaly, ny Federasionina sport automobile malagasy (FSam). Raha ho an’ny 2 Roues Motrices, mitarika i Juan, mitondra ny Renault Clio, manana isa 50. Nahazo isa 25 nandritra ny […]

Malagasy Karate-do (MAKA): 50 taona namokarana mpikatroka matihanina

Mankalaza ny faha-50 taona niorenany ny klioban’ny MAKA (Malagasy Karate-do), natsangan’ny Maître Ramanitrandrasana René. Hetsika goavana no hatao ny 18 hatramin’ny 24 aogositra ho avy izao. Ny taona 1973 no ni­tsan­gana ny klioban’ny MAKA. Ny taona 2023 izany no tena feno 50 taona, saingy amin’ity taona ity no hankalazana izany, […]

Ratsivahiny Bryan : 14 taona, nanomboka nifanintsana tamin’ny fifaninanana Rallye « Run »

Anisan’ireo tanora fanta-daza amin’ny fifaninanana Rallye “Run” Ratsivahiny Bryan. Mbola tanora izy, efa nanomboka nifanintsana tamin’ny fifanintsanana “Run” eto Madagasikara. Solofo mpandimby! Izay no azo ilazana an-dRatsivahiny Bryan, Malagasy mpanao Rallye “Run”, eto Madagasikara. Nan­­dri­tra ireny hetsika “Salon national des sports”, teny Mahamasina ireny, nisy ny fanadihadiana natao taminy. Araka […]

Madagascar Airlines: Hifarana ny fe-potoam-piasan’ny DG

Hifarana ny 31 jolay izao ny fotoam-piasan’ny tale jeneraly (DG) ny kaompania Ma­dagascar Airlines, Thierry de Bailleul, araka ny nampahafantarin’ny filankevi-pitantanan’ny orinasa. Na izany, mbola dinihina ny mety ho hanavaozana izany. Nanamafisan’ny filankevi-pitantanana tao anatin’ny fanambarana nataony fa mitohy hatrany ny fanatanterahana ny drafitrasa Phénix 2030. Hamafisina hatrany ihany koa […]