Handefa sarimihetsika hifaninana mandritra ny « Academy Awards » i Madagasikara. Araka izany, manao antso avo amin’ireo mpamokatra sarimihetsika ny kaomity misahana ny fisafidianana, mba handefa ny antontan-taratasiny. Alefa mailaka amin’ny malagasycinema@gmail.com ny mombamomba ny sarimihetsika sy ny trano mpamokatra maniry hifaninanana, mialoha ny 15 aogositra 2025. Ireo sarimihetsika lava nivoaka teo […]
Other News
Fifaninanana « Tafan-gilita » : Mpitendry 40 no hiatrika ireo mpitsara manaraka
183 no nandray anjara, 65 no tafakatra tamin’ny fijerena ireo « videos » nalefan’ny mpifaninana. Niatrika nivantana ireo mpitsara, nandritra ny dingana voalohany izy ireo, ny sabotsy teo. Ny hira izay nataon’ireo mpifaninana tany amin’ny « vidéos » na nahalany azy ihany no naverina nandritra izany. Taorian’ny fisedrana ny sehatra nataon’ny mpifaninana rehetra, nivoaka […]
Randja -100 taona : Hisy fampirantiana ny sanganasany
Mitohy ny fampahafantarana. « Ilay poeta marolafy » no lohahevitry ny fampirantiana, izay hotontosaina etsy amin’ny Trano Sary Ambohidahy, manomboka rahampitso 17 jolay, amin’ny 10 ora sy sasany maraina. Fampahalalana bebe kokoa hatrany an’i Randja Zanamihoatra, indrindra ireo asa sorany izany. Misy ireo nivoaka an-gazety tamin’izany fotoana, misy ireo voarakitra ho boky, […]
Fivelarana maha olona : Matahotra mampiasa talenta ny Malagasy ?
Mampiaiky maneran-tany, « manan-talenta ny Malagasy ». Tsy tokana fa maro saika isan-tsehatra. Samy ahitana io talenta io avokoa. Iray amin’ireny sady anisan’ny goavana indrindra ny zavakanto sy ny kolontsaina. Harena ny fahasamihafana. Hita eo amin’ny fananana talenta izany. Manan-talenta ny Malagasy. Amin’ny ampahany ihany, anefa, ny ahatazanana azy io. Rehefa eny […]






