Nilatsaka ny didy! Hovosirina, higadra hanao asa an-terivozona mandra-pahafatiny Andrinambinintsoa Johnny William na i Da-Willy. Nanolana zazavavikely vao enin-taona, teny Imerintsiatosika, ny harivan’ny 3 marsa 2024, izy. Niakatra teo anivon’ny fitsarana ambaratonga voalohany Anosy, efitrano fahadimy, omaly, ny raharaha mahakasika ny fanolanana ankizivavy enin-taona tetsy Imerintsiatosika, ny harivan’ny alahady 03 […]
Other News
« Mondial La Marseillaise à Pétanque » : Tompondaka ny ekipa voafantin’ny Malagasy
Nahazo ny laharana voalohany ! Voahosotra ho tompondaka, ny fifaninanana tsipy kanetibe, “Mondial La Marseillaise à Pétanque”, izay natao tany France, ny ekipa malagasy misy an-dry Rakotoarisoa Yves Sédrick sy Razanadrakoto Tiana Laurens ary Rakotoarisoa Lova. Lavon’izy ireo tamin’ny isa, 13 no ho 10 ny ekipa voafantina frantsay, misy an-dry […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina ny 2 hatramin’ny 9 aogositra izao any Toamasina, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja Volley ball, sokajy latsaky ny 16 taona sy latsaky ny 23 taona lahy sy vavy. Ao amin’ny Arena Sport Toamasina no hanaovana ny fifaninanana. Ho feno tanteraka ny fandaharam-potoana mandritra ny “Jamboree National Minibasket” hatao […]
Basikety-Mada U16: Fantatra ireo hiatrika ny ampahavalon-dalana
Hiditra amin’ny ampahavalon-dalana anio, any Toamasina, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja basikety, sokajy latsaky ny 16 taona lahy sy vavy. Efa fantatra ireo hifanandrina, eo amin’ny sokajy vehivavy. Hifandona voalohany ny Lucadro sy ny DCA, tohizan’ny JAP Mada sy ny ACMBA, ny ASSC sy ny Fandrefiala ary ny ASSM […]
Baolina kitra – «Tournoi Fanilo» : Hisokatra amin’ny sokajy U13 sy U17 indray
Manome sehatra ny kilongakely mpiangaly baolina kitra hatrany ny “Tournoi Fanilo”, karakarain’ny Akademia Akamasoa Football. Hiavaka ny andiany fahatelo, satria hivelatra amin’ny sokajy U13 sy U17 indray. Ny hahazoan’ ireo katitakely maneho ny talentany, no tanjona amin’izany. Toy ny fanaony isan-taona, amin’ny fotoam-pialantsasatry ny mpianatra toy izao, mikarakara fifaninanana baolina […]






