Other News

Antsohihy: saisie de 300 kg de chanvre indien

La gendarmerie d’An­tsohihy a saisi, avant-hier dans la matinée, une cargaison de 300 kg de chanvre indien répartie dans 12 demi-sacs. La prise s’est effectuée dans le village d’ Ambikihely, fokontany d’An­kazo­mahita I, de la com­mune rurale d’Ambodi­manary, région Sofia. Les propriétaires de la « marchandise » ont pris la fuite dès qu’ils […]

TSELATRA

Tonga teny amin’ny fitsarana Anosy, omaly maraina, ny fianakavian’ireo tanora namoy ny ainy vokatry ny fanapozinana ara-tsakafo teny Ambohima­laza ny 14 jona lasa teo. Mitaky ny hamoahana ny marina momba io raharaha io izy ireo. Miantso ny fianakavian’ireo niharam-boina rehetra ihany koa hanao ny fitakiana. Lehilahy iray no voasambotry ny […]

Narahin’ny olon-dratsy efa-dahy : Lehilahy voatsatok’antsy teo amin’ny tavany

Naratra mafy voan’ny antsy nataon’ny olon-dratsy miisa efatra ny raim-pianakaviana iray tao Analatsiandry, kaominina Miarinavaratra, distrikan’i Fandriana Fisakana, ny alin’ny alakamisy 9 jolay teo. «Avy ni­varotra tao an-tsena i dada sy i mama niaraka amin’ny zaodahiny”, hoy ny fanazavan’ny za­naky ny lasibatra. Niala sahabo 50 metatra ny tsena ka na­nomboka […]

Ambohijanaka: Mpamaky trano tratra teny an-tanimbary

Voasambotry ny fokonolona sy ny zandary teny an-tanimbary, ny mpamaky trano iray tao amin’ny kaominina Ambo­hijanaka, afakomaly. Niditra mangingina tao amin’ny tokantrano iray tao amin’ny Antovontany io lehilahy io, ny atoandron’io alarobia 9 jolay io. Nobatainy ny fahitalavitra. Nitsorika nivoaka avy hatrany izy. Tsikaritry ny mpiara-monina ny fihe­tsik’io olon-dratsy io. […]