Mandray fifaninanana iraisam-pirenena maro i Madagasikara, ankehitriny. Misy ihany koa ireo fifaninanana eto an-toerana amin’ny taranja hafa izay mizotra amin’izao fotoana izao. Manatrika izany hatrany ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), Moustapha Marson Abdulah. Tsy manavaka taranja ara-panatanjahantena misy eto Madagasikara ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), […]
Other News
Asa fanaovan-gazety: Lany ho filohan’ny UJSM i Alain Rabenaivo
Rabenaivo Alain Paul, mpikirakira ny fanatanjahantena ao amin’ny Gazetiko indray no lany hitantana ny Firaisan’ny mpanao gazety ara-panatanjahantena eto Madagascar (UJSM), ho an’ny taom-piasana manaraka. Vita ny sabotsy teo, tetsy amin’ ny Efitranon’ny Holafitry ny mpanao gazety Ambohidahy, ny fifidianana. 65 ireo mpikambana nanan-jo hifidy sy handatsa-bato tamin’izany. Nahazo vato […]
FANTINA sy FINTINA
Hivelatra kokoa amin’ny sehatra hafa ny fifandraisana eo amin’ i Madagasikara sy i Rosia. Anisan’ny nivoitra izany tamin’ny fihaonana teo amin’ny mpiraki-draharaha vonjimaika, i Alexeï Buriak, sy ny mpanolotsaina diplaomatika ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Patrick. Voaresaka koa ny fanamafisana ny fiaraha-miasan’ny firenena roa tonta. Nandray ny solontena eo anivon’ny Frankofonia […]
Famokarana sy fivarotana toaka gasy : Mitaky kalitao tsara ireo depiote
Tsy mbola mifarana eo! Nitondra fanazavana momba ny tolo-dalàna amin’ny famokarana sy famarotana toaka gasy ny filohan’ny Vaomiera misahana ny lalàna eo anivon’ny Antenimierampirenena, ny solombavambahoaka voafidy tao Farafangana, Raby Savatsarah. Nambarany fa betsaka ireo toerana sy faritra tena mamokatra azy io. Notakiny, araka izany, ny hiarovana io seha-pihariana io. […]
Alao hery àry !
Raha manao, hono, no tsy ambinina, ampisambory fa havana ory; raha miraviravy tanana, avelao hivarina amin’ny tany. Eo koa ny hoe Zanahary tsy mitahy mandry. Tsy toe-tsaina malagasy ny miandry ampiana: manao ariary zato am-pandriana. Na manantena harin-drahalahy. Na ahoana na ahoana, misy izany no mendrika ampiana: izay mihetsika, […]






