Other News

« Playlisitra »: Hiray sehatra ireo mpiangaly rap ankehitriny

Rap mampiray. Rap mitondra hafatra. Hampitan’ireo milomano ao anatiny ny fijeriny izay miainga anatin’ny fiarahamonina amin’izao fotoana ny hetsika. Tsy hoe ratsy sy tsara ! Fa misy kosa ny zokiny sy zandriny amin’ireo samy mpisehatra amin’ny rap gasy. Miezaka manome sehatra ny rehetra ny vondrona Kolon­tsaina Mainty. Taorian’ny « Zaza Rap Taiza » […]

Fanabeazana maha olona: Misy fiantraikany amin’ny toe-tsaina ny mozika henoina

Fialamboly, manala sorisory, mandrotsirotsy… Samy tranga sy zava-misy ateraky ny fandrenesana mozika avokoa ireo. Mazana, hatreo ihany ny fandraisan’ny olona ny fiainana miaraka amin’ny mozika. Tsy ampy anefa izany… Na tsy mba nilona tao anatin’ny siansa naharitra aza ny Malagasy, manana fahalalana mampiaiky volana izao tontolo izao izy amin’ny maha […]

SOMBIM-BAOVAO

Maro amin’ireo mpankafy ny taranja baolina kitra malagasy no manaitra ny tomponandraikitra ankehitriny mahakasika ny Kianja Barea. Tsy nahenoina tohiny intsony moa ny resaka momba ity kianja ity amin’izao fotoana izao. Hanomboka anio 30 mey ary hitohy hatramin’ny 1 jona izao ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja beach-volley. Any Toamasina, […]

fanadiovana omby halatra: Mila atsangana ny rafitra hanafoanana izany

“Tsy mety ho tanteraka ny hahalafo ny omby, raha tsy vita taratasy. Iza àry no manao ny taratasy? Izay ilay zavatra odian-tsy hita. Nefa izay no tena jerenay voalohany”. Io ny fanehoan-kevitry ny filohan’ny fikambanana Fia­raha-mientan’ny vondron’olona afaka tomponandraikitra (Fivato), Ra­dim­bielson Wil­liam, manoloana ny fandanian’ny Anteni­mieram­pirenena ny tolo-dalàna momba ny […]

Handball – “IHF Trophy” : Tafita hiatrika ny famaranana ny Akio de Madagascar

Samy hiady ny medaly volamena avokoa ny Akio de Madagascar, sokajy U17 sy U19 zazavavy, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka “IHF Trophy”, taranja handball, faritra faha-7. Fandresena hatrany no azon’ireo ekipa malagasy roa ireo, tamin’ny fifanintsanana. Famaranana roa no ha­taon’ny Akio de Mada­gascar, taranja handball sokajy zandriny U17 sy […]