Other News

Fanamby goavana: Hisitraka herinaratra ny 80% ny Malagasy amin’ny taona 2030

Vahaolana maharitra ny famokarana angovo azo havaozina avy amin’ny tohodrano sy ny masoandro. Miisa telo ny tetikasa tena goavana, ankoatra ireo tetikasa madinika. Mitotaly 497 MW ny vokatra herinaratra eto Madagasikara tamin’ny taona 2023. Avy amin’ny tohodrano ny 250 MW amin’ireo, avy amin’ny herin’ny masoandro ny 130 MW, mandeha amin’ny […]

TARATRY ny KANTO

Ho avy indray eto Madagasikara ny tarika Exo. Hanatontosa seho 3 lehibe izy ireo, ka ny voalohany ny 1 mey, ao amin’ny CCI Ivato. Ao Antsahamanitra izay toerana efa mahazatra azy ireo kosa ny seho faharoa, ny 3 mey. Any Toamasina ny seho fahatelo, ny 9 mey, ao amin’ny CRJS. […]

« Fianar Reggae Festival »: Mivelatra amin’ny iraisam-pirenena ny hetsika

Andiany fahafolo sahady. Tsy nitsaha-niakatra ny lentan’ny hetsika « Fianar Reggae Festival ». Efa misokatra amin’ny fiaraha-miasa amin’ny any ivelany izany ankehitriny. Manana ny toerany ny mozika reggae eto Madagasikara. He­tsika anisan’ny ngeza indrindra aty sy manerana an’i Afrika ny «Fianar Reggae Festival», izay miditra sahady amin’ny andiany faha-10 amin’ity taona ity. […]

FANTINA sy FINTINA

Naneho ny heviny ny depiote Randrianaso­loniaiko Siteny, manoloana ny hetsika niseho tany Toliara. ” Natao hiaro ny vahoaka sy ny fananany fa tsy handratra sy hamono vahoaka ny mpitandro filaminana. Manameloka ny herisetra niteraka faharatrana ho an’ireo nitaky ny zony izahay”, hoy izy. Nitsidika ireo naratra ireo depioten’ny Firaisankina tamin’izany. […]