Ambohipihaonan’ny mpankafy sarimihetsika indray ny eny amin’ny IFM Analakely, mandritra ny roa andro. Hahazo tombony manokana ireo sarimihetsika novokarin’ny tanora afrikanina. Tanterahina ny 26 sy 27 avrily 2024, eny amin’ny Institut français de Madagascar (IFM Analakely), ny «Festival du film francophone», karakarain’ny masoivohon’i Frantsa sy Canada eto Madagasikara. Araka ny […]
Other News
FANTINA sy FINTINA
Tsy manaiky ny fitangosana Ticket amin’ireo mpivarotra Ravololomanana Lalatiana. Nambarany fa miteraka kolikoly izany ary mandrava ny ezaka efa natomboky ny ben’ny Tanàna teo aloha, Andriantsitohaina Naina. “Sakana amin’ny digitalisation” sy ny mangarahara ary ny ady amin’ny kolikoly izany”, hoy izy tetsy Analakely, omaly. Nanome toromarika ny mpanara-dia azy eo […]
“Hetsika 29 marsa”: adidy fampitana ny fitiavan-tanindrazana
Fampirantiana an-tsary ny tolona, fizaham-pahasalamana an’ireo zokiolona nitolona ho an’ny tanindrazana 70 taona no ho miakatra… Ireo no nanombohana ny fahatsiarovana ny faha-77 taon’ny 29 marsa 1947 teny amin’ny zaridainan’ Anosy, omaly. “Manana adidy hanampy hampita amin’ireo zanatsika ny tantara nisy marina ny taranaka ankehitriny”, hoy ny tale misahana ny […]
Tsy manary toky
Tsy voatery ho maizina foana ny fiainana eto Madagasikara. Raha midangana izaitsizy ny vidim-piainana, manjaka ny endri-pandikana lalàna, sehatra mahafinaritra sy mahavelombolo kosa ny tontolon’ny fanatanjahantena. Na tsy anisan’ny telo voalohany aza i Madagasikara, ohatra, any amin’ny Lalao Afrikanina, tsy mody maina toy ny taloha intsony ny Malagasy mpilalao. […]
Fiatrehana fifidianana: hisoroka ny mety ho korontana ny mpitandro filaminana
Hametraka ny fepetra rehetra iarahana miasa amin’ny governemanta sy ny mpitandro filaminana ny eo anivon’ny Ceni, amin’ny hiatrehana ny fifidianana depiote. Nambaran’ny mpampakateny, i Soava Andriamarotafika, fa efa mametraka ireo lamina rehetra momba izany izy ireo izao. “Anisan’ny fepetra horaisina tahaka ny natao tamin’ny fifidianana filoham-pirenena ny hiantsoana ireo lehiben’ny […]