Hifantoka any Etats-Unis sy Mexique ary Canada ny sain’ny maro, indrindra ny mpankafy baolina kitra, manomboka amin’ity alakamisy ity. Mandritra ny iray volana, hiaina ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany «Mondial 2026», izao tontolo izao. Tsy ho tompon-trano mihono ny Malagasy fa hahita fihaonana mivantana miisa 44. Hiaina ao anatin’ny […]
Other News
Fivondronan’ny mpanao solonify : Misedra olana amin’ny fahazoana akora fototra
Misedra olana goavana eo amin’ny lalàna mifehy azy ireo ny mpanao solonify, raha ny fanambarana nataon’ny fikambanambe ivondronan’ireo mpanao solonify eto Madagasikara (Asproma), omaly, tetsy Ivato. « Somary misy sakantsakana ho anay mpanao asa tanana misehatra amin’ny fanaovana solonify ny lalàna misy », hoy i Barijaona, mpitondra tenin’ny fikambanana. Anisan’izany ny fanakanana […]
Fandrobana tao Vohitsara : Olona iray voafonja herintaona an-tranomaizina
Nivoaka ny talata lasa teo ny didy mahakasika ny raharaha fandrobana mpandraharahara tao Vohitsara, ny 3 mey 2026 lasa teo. Lehilahy miisa telo no voampanga tamin’izany. Voaheloka an-tranomaizina, sazy mihatra, Ramilinjaona Guillaume Laurent. Sazy mihantona ny an-dRazafindranjaona Tokiniaina ary nohafahan’ny fitsarana noho ny fisalasalana Ramilison Kevin Bryan. Fanaovana fikambanan-jiolahy sy […]
TARATRY ny KANTO
Hanatanteraka ny « Grande messe eny Ut mineur KV 427 » ny Ensemble Vocal Hiraitra. Sanganasan’i W.A Mozart, anisan’ny maro mpitia izy io. Indroa miantoana ny hanatontosan-dry zareo izany eny amin’ny Cathédrale Saint Laurent Ambohimanoro. Ny zoma 3 jolay, amin’ny 7 ora hariva sy ny alahady 5 jolay, amin’ny 3 ora tolakandro. […]
“Tiakaly Food Festival”: Andiany fahatelo ny hetsika
Hotanterahina ny 29 sy ny 30 aogositra ho avy izao, eny amin’ny Rayim Building na Sodiama Ankorondrano, ny andiany fahatelo amin’ny “Tiakaly Food Festival” (TFF). Hetsika iarahan’ny Okalou sy Rakotondrainitomaho Johary Tsiory, fantatry ny maro amin’ny hoe Tiakaly, misalahy. Nambaran’i Tiakaly fa natao izao mba hahafahan’ireo mpankafy sakafo miaraka sy […]






