Hotontosaina ny alahady 23 febroary ho avy izao, etsy Mahitsy, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja Moto, sokajy “Enduro”. « Endurance Cram” moa ny anaran’ny hetsika. Tsiahivina fa ity ny fifanintsanana voalohany amin’ity taom-pilalaovana 2025 ity. Tontosa ny herinandro lasa teo ny fifaninanana fanokafana ny taom-pilalaovana 2025, ho an’ny taranja […]
Other News
Ping pong – AFRIKA : Mpilalao enina hiaro ny voninahi-pirenena
Hotontosaina any Tunisie, ny 25 hatramin’ny 27 febroary ho avy izao, ny fiadiana ny amboaran’i Afrika, taranja tenisy ambony latabatra, “Ping Pong”, sokajy lahy sy vavy. Araka ny fanadihadiana natao teo anivon’ny Federasiona malagasin’ity taranja ity (FMTT), omaly, mpilalao enina, efatra lahy sy roa vavy, no hiaro ny voninahitr’i Madagasikara, […]
“Afrobasket 2025” : Fantatra ireo mpilalao 12 mirahalahy
Nivoaka omaly ny lisitra ofisialin’ireo mpilalao mandrafitra ny ekipan’ny Ankoay, hiatrika ny dingana faran’ny fifanintsanana amin’ny “Afrobasket 2025”, hatao ny 21 hatramin’ny 23 febroary izao, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Telo andro tsy higadonan’ny fifaninanana, vonona ary efa feno ireo mpilalao 12 mirahalahy voafantina handrafitra ny ekipa nasionaly Ankoay. Izy […]
“Ligue des Champions” : Hiady mafy ny Man City
Hotontosaina, anio, ao amin’ny kianja Santiago Bernabeu Espagne, ny lalao miverina hifanandrinan’ny Real Madrid FC sy ny Manchester City, ekipa anglisy. Fihaonana tena andrasan’ny maro izy ity. Tsy maintsy hiady mafy ny Man City, hitady ny tapakila hiakarany, saingy, hiezaka ny hitazona ny fandresena efa azony ny klioba espaniola, Real […]
Lisi-pifidianana : Tokony hiainga amin’ny rejisitra
“Manana rejisitry ny mponina ao aminy ny fokontany. Manomboka amin’izay teraka ka hatramin’izay maty izany. Miainga amin’izay rejisitra izay no hanaovana ny lisitry ny mpifidy isan-taona: iza avy no feno 18 taona amin’ity taona ity ary iza no efa maty?”. Io ny fanehoan-kevitry ny filoha nasionalin’ny antoko Teza, Rakotoamboa Jean-Louis, […]






