Other News

Na hankalazaina isan’andro aza : Miha potika sy manjavona ny tenindreny

Andro vitsy sisa. Ha­namarika ny 21 febroary, «Andro iraisam-pirenena ho an’ny tenindreny» ny firenena maro. Ho an’i Madagasikara manokana, ilay reny tokony hiteny ny teniny mihitsy no tsy manao izany, hany ka na hankalazaina isan’andro aza io vanim-potoana io, herim-po very maina fotsiny. Na, mety hijanona hatreo amin’ny fisehosehoana sy […]

Tranombakoka Lampy : Nafindra amin’ny Oniversiten’i Toamasina

Tranombakoka manan-tantara ao Fenoarivo Atsinanana ny Lampy. Hatramin’izay, ny Prefektiora any an-toerana no nitantana azy. Noho ny andraikitra samy manana ny azy sy ny antony maro hafa, nafindra amin’ny Oniversiten’i Toamasina ny fitantanana ny toerana. Ny ao amin’ny lalam-piofanana Anthropologie, izay misahana manokana ny vakoka sy ny tontolony no tena […]

Zara revy: Hanamarihana ny 30 taona nihiran’i Samöela

Manomboka any amin’ny “Mampirevy”, rakikira voalohany, ka hatramin’ireo hira nivoaka farany no fehezina ana­tin’ny “Zara Revy”. “Efa sy sasany”, ka hotetezin’i Samöela an-kira izay 30 taona izay. 1995 -2025. 30 taona lasa izay ny nanitsahan’i Samöela ny sehatry ny CGM Analakely sy ny Alliance Française An­davamamba, izay nanombohany tamin’ny mozika. […]

FANTINA sy FINTINA

Mifanaraka amin’ny lalàna iraisam-pirenena momba ny asa ny fanavaozana nataon’ny fitondram-panjakana ny lalàna mifehy ny asa, araka ny nambaran’ny talen’ny biraon’ny OIT, Frederick Muia. Noraisin’ny minisitry ny Fitsarana, Rakotomandimby Benjamin Alexis, teny Faravohitra, ny tenany, afakomaly. Hatao “Digitalisation” koa ny fitsarana momba ny asa. Nanatanteraka ny asa tanamaro niarahana tamin’ny […]

Depiote Rabenirina Mamy: “Anjaranay ny mampahatsiahy ny tsy mety”

“Ny anjaran’ny mpanohitra dia mampahatsiahy ny fitondrana ny zavatra tsy mety. Milaza ny hevitra tsy voatery hifanaraka amin’ny hevitry ny mpitondra fanjakana izany”. Izay ny fanehoan-kevitry ny depiote voafidy tao Ambohi­dra­trimo, Faritra Analamanga, tamin’ny anaran’ny vondrona Firaisankina, Rabenirina Ma­mi­niaina Solondraibe, manoloana ny toe-draharaham-pirenena amin’izao. Izay ha­trany no nataon-dry zareo nandritra […]