Vonona hampiasa ny volany eto amintsika ny orinasa Sinoa, Sinomach Hainan Development Co., Ltd sy ireo mpikaroka avy ao amin’ny Académie chinoise des sciences agricoles Hainan. Misehatra amin’ny fampivoarana ny rafi-pambolena izy ireo ka hitondra ny fahaiza-manaony eto Madagasikara. Hisokatra tsy ho ela amin’i Maroc ny lanitr’i Madagasikara. Hampiharina ao […]
Other News
Toliara I sy II : Nanome fanampiana ny traboina ny Base
Dibo-drano vokatry ny orambe ihany koa ny tanàna amorontsiraka maro ao amin’ny distrika Toliara I sy II. Nitondra fanampiana ny orinasa Base Toliara, niaraka tamin’ny Foibe mitantana ny loza sy ny ambana (GPGRC), eo ambany fiahian’ny Prefektiora Toliara, ny 17 febroary teo. Miisa 2 300 ny tokantrano nomena vary 460 gony, […]
Ifasy sy Mahavavy: Mahazaka 25 taonina tsirairay ireo bac
Efa miasa nanomboka ny alatsinainy teo ireo bac fiampitana any amin’ny reniranon’Ifasy (PK 537) sy Mahavavy (Pk 568), lalam-pirenena, RN 6. Nijery ifotony tany an-toerana ny minisitry ny Asa vaventy (MTP), Rafidison Richard Théodore. Mahazaka lanja 25 taonina tsirairay avy ireo bacs roa ireo, afaka hiampitan’ny fiara latsak’io vesatra io. […]
Fanamboarana fitaovam-pamokarana: Mpanao asa tanana dimy nisitraka fiofanana
Manome tantsoroka ny Malagasy hatrany ny japoney mba hampiasantsika ireo fitaovam-pambolena moderina sy hampitomboana ny famokarana ka hanatrarana ny fahavitan-tena ara-tsakafo. Natao teny amin’ny Centre de fabrication, de formation et d’application du machinisme et de la mécanisation agricole (CFFAMMA) Antsirabe ny fampiofanana ireo mpanao asa tanana momba ny fitaovam-pamokarana madinika. […]
TARATRY ny KANTO
«Hanomboka hivoaka ivelan’Antananarivo amin’izay izahay. Any Arivonimamo no hanombohanay izany», hoy ny Tanora Masina Itaosy. Ny alahady 23 febroary 2025 manomboka amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro, ao amin’ny Salle d’oeuvre EKAR NDA Arivonimamo. Tsy ampy hanome lanja ny tenindreny ny fikambanana mijoro eto Madagasikara. Mila mandray andraikitra ny isan-tokantrano. […]






