Efa mba nitsahatsahatra ny orambe mikija tato ho ato. Mazava ny filazana avy amin’ny mpamatatra ny toetry ny andro. Tsy misy atahorana intsony aloha ny fitohizana lavareny. Somary mba hihena ihany koa, araka izany, ny firidan’ny fiakaran’ny renirano, nampitondra faisana tao anatin’ny andro vitsivitsy. Tsy midika akory izany fa […]
Other News
Fifidianana ben’ny Tanàna : Efa afaka maka ny anto-bolany ireo kandidà
Efa nivoaka ny fanapahana ahazoan’ny kandidà ny anto-bolany tamin’ny niatrehina ny fifidianana ben’ny Tanàna sy mpanolotsaina, ny 11 desambra teo. Tsy ny rehetra anefa no hisitraka izany. Nambaran’ny loharanom-baovao iray eo anivon’ny minisiteran’ny Atitany fa efa tokony haka ny anto-bolany ireo kandidà tamin’ny fifidianana farany teo. “Efa azo alaina any […]
TSELATRA
Karohin’ny mpitandro filaminana ny mpitarika ao amin’ny toeram-pivavahana iray any Manerinerina, faritr’i Boeny, amin’izao fotoana izao. Hanenjehana azy ny fanararaotana ara-nofo ataony amin’ny vehivavy tonga miangona ao aminy. Lasibatr’izany avokoa na vehivavy efa manambady na tsia. Efa ravan’ny mpitandro filaminana kosa ilay toeram-pivavahana. Nitrangana lozam-pifamoivoizana indray tany amin’iny RN1 iny, […]
Tsaratanàna : Ankizy telo maty tao anaty lavadrano
Ankizilahy telo, maty latsaka tao anaty lavadrano, tao Manonga Sarobaratra, distrikan’i Tsaratanàna, afakomaly maraina. 4 taona ny roa tamin’ izy ireo, ary telo taona kosa ny iray. Nilalao teo amoron’ilay lavadrano, metatra vitsivitsy miala ny trano fonenany ao Antongomena Manonga, izy telo lahikely ireo. Nibolisatra noho ny halaman’ny toerana, raha […]
Maty tsy tra-drano: Mpiambina trano voatsatoka antsy
Nisy vonoan’olona mahatsiravina tao Salazamay, parisela 14/21, ny alin’ny alatsinainy hifoha talata teo, tokony ho tamin’ny 9 ora sy 15 mn. Tovolahy mpiambina tanàna ana teratany frantsay saika hidiran-jiolahy mirongo fitaovam-piadiana. Niantso vonjy ilay mpiambina. Vokany, notsatotsatohan’ireo jiolahy antsy izy ka maty tsy tra-drano. Na teo aza izany, tsy tafiditra […]






