Taona 2017, tafatsangana ny Groupe Hell’s. Ny « rock fusion » na ny « rock », nasiana fangaron-gadona hafa nolokon’ny mozika trandrahin’ny tarika. Tsy mitsahatra ny mikaroka ireo mpikambana ao aminy. Fikarohana roa no anisan’ny mampiavaka ny Groupe Hell’s miangaly ny « rock fusion » na ny « rock » asiana fangaron-gadona hafa tahaka ny « blouse ». Iray amin’ireny […]
Other News
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina ny sabotsy 14 desambra izao, eny amin’ny Dojo Hakudokan Anosy, ny “Meeting des arbitres”, ho an’ny taranja judo. Fotoana natao ho fiomanan’ireo mpitsara amin’ny fanadinana hatrehin’izy ireo mandritra ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara ny 20,21,22 desambra izao izany. Mikarakara fifaninanana mialoha ny hanokafana ny taom-pilalaovana 2025 ny Ligin’Analamanga ny […]
Cosafa U17 – vehivavy : Resin’i Zambie ny Barea de Madagascar
Tapitra teo amin’ny ankatoky ny famaranana ny nofinofin’ny Barea de Madagascar, ny amin’ny handrombahana ny amboara ho an’ny Cosafa, sokajy zandriny U17, vehivavy, taranja baolina kitra. Resin’i Zambie, tamin’ny isa mazava 3 no ho 0, ry zareo. Fihaonana, natao omaly, tao amin’ny Kianja UJ Soweto stadium, Afrika Atsimo. Nanantombo teo […]
Grand Prix Karting : ho fantatra ny alahady ireo tompondaka
Hotanterahina ny sabotsy 14 sy ny alahady 15 desambra ho avy izao ny dingana fahenina amin’ny fifaninanam-pirenena amin’ny karting na ny “Grand Prix karting”, tohanan’ny Motul ho an’ny taom-pilalaovana 2024. Io no fampahafantarana nataon’ny klioba FMMSAM, mpikarakara ny hetsika tamin’ ny mpanao gazety, ny talata lasa teo, teny Ankorondrano. Fifaninanana […]
Kick Boxing-Afrika : Medaly volamena 3 sahady no azon’ny Malagasy
Mandravarava ny Malagasy mpikatroka, taranja kick boxing, any Afrika Atsimo, ao anatin’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, nanomboka omaly. Medaly volamena 3 sy volafotsy iray sahady no azon’i Madagasikara. Tsara fanombohana ny solontena malagasy nandritra ny andro voalohan’ ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, kick boxing, omaly, izay hatao any Afrika Atsimo. […]






