Other News

Tranomboky monisipaly : Hampiroboroboina ny zavakanto

Tsy mitsahatra mamerina ny hasina sy ny maha izy ny zavakanto sy ny kolontsaina ny Tranomboky monisipaly Analakely. Raha tsiahivina, ny volana oktobra 2023 ity trano famakiam-boky ity no niverina nisokatra indray, taorian’ny fanavaozana sy fanatsarana natao azy. Hetsika ara-javakanto sy ara-kolontsaina maro no hita eny an-toerana. Tanjona ao anatin’izany […]

Minisitry ny Raharaham-bahiny : “Fanamby ao amin’ny PGE ny ady amin’ny kolikoly”

“Zava-dehibe ny anamarihana ny andro natokana iadiana amin’ny kolikoly. Satria, fa­namby atrehin’ny firenena ary anisan’ny tanjona lehibe ao anatin’ny Politika ankapoben’ny fanjakana malagasy (PGE) ny ady amin’ny kolikoly sy ny fametrahana sy fandalinana ary fiarovana ny fanjakana tsara tantana”. Io ny nambaran’ ny minisitry ny Raharam-bahiny, Rasata Rafara­vavi­tafika, ny amin’ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Fifaninanana manaraka eo amin’ny taranja basikety ny lalao natokana ho an’ny orinasa, izay hotanterahina afaka tapa-bolana. Fifaninanana karakarain’ny kaomisionin’ny mpitsara eto Madagasikara, eo ambany fiahian’ny Federasiona malagasin’ny basikety. Fifaninanana hamaranana ny taona 2024 ihany koa. Hosokafana amin’ny fomba ofisialy ny sabotsy 21 desambra izao ny taom-pilalaovana 2025, ho an’ny ligin’Analamanga, […]

Kick boxing-Afrika : mpikatroka 13 hisolo tena ny Malagasy

Nanomboka, omaly, any Afrika Atsimo, ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja kick boxing. Tsy diso anjara amin’izany i Madagasikara fa manana solontena hiaro ny voninahi-pirenena. Malagasy mpikatroka 13 mianadahy no nihazo an’i Afrika Atsimo, ny faran’ny herinandro, izay ahitana lehilahy 11 sy vehivavy 2. Sokajy Cadets, Junios ary Seniors no […]