Other News

Baolina kitra, vehivavy – “Cosafa” : Tafita amin’ny manasa-dalana ny Barea

Hiatrika ny manasa-dalan’ny Cosafa ny ekipam-pirenena malagasy Barea, sokajy zandriny U17, izay atao any Afrika Atsimo. Nahintsan’izy ireo ny ekipa mpampiantrano, Afrika Atsimo. Tafakatra amin’ny manasa-dalan’ny fifaninanana baolina kitra, vehivavy, sokajy zandriny U17, ho an’ireo firenena aty amin’ny tapany atsimon’i Afrika, Cosafa, i Madagasikara. Resin’izy ireo tamin’ny isa 1 no […]

Fitaterana ana habakabaka: azo antoka ary atokisan’ny mandeha ny lanitr’i Madagasikara

Sehatra iray hisintomana mpizahatany ho tonga eto amintsika ny fitaterana ana habakabaka. Efa nametraka ireo rafitra sy ny fomba aha­fahana mifamezivezy amin’ izany ny Aviation civile de Madagascar (ACM). « Atokisan’ ny mpandeha sy ny kaompaniam-pitaterana ana haba­kabaka iraisam-pirenena ny lanitr’i Madagasikara », hoy ny minisitry ny Fitaterana sy ny […]

Fifanakalozana ara-barotra; Voafaritra ny paikady hampiharana ny Zlecaf

Voarafitra avokoa ny piakady nasionaly hampiharana ny faritra malalaka ara-barotry ny kaontinanta afrikanina (Zlecaf). Nisy ny fakan-kevitra tamin’ny sehatra tsy miankina, ny rafi-panjakana isan-tsokajiny mane­rana ny Nosy, nentina nandrafetana izany. Nanohana tamin’ ny famolavolana ity paikady ity ny Fandaharanasan’ny Fire­nena mikambana ho an’ny fampandrosoana (Pnud). Natolotra ny minisitry ny Fam­piroboro­bo­ana […]

Fifanakalozan-kevitra: Apetraka ireo paikady hisorohana ny krizy

Voaresaka nandritra ny hetsika « Ceo Summit », ny herinandro teo, ny lohahevitra momba ny Fametrahana mialoha ny paikady hisorohana ny krizy. Nitondra fanazavana mahakasika ireo fanamby sy fomba hamahana ireo olana misy amin’izao fotoana izao ireo manampahaizana sy mpandraharaha eto an-toerana sy avy any ivelany. « Ilaina ny hametrahan’ny fitondram-panjakana politika mifanaraka […]

Fisitrahana angovo : Mitondra hazavana ireo vehivavy injeniera

Antoka ho an’ny fampandrosoana ny kaominina ambanivohitra ny fisitrahana herinaratra. Mampivelatra ny toekaren’ny mponina sy ny fahaiza-manaony izany. Kihon-dalana lehibe ma­namarika ny fampiroboroboana ny herinaratra ho an’ny tontolo ambanivohitra ny fandaharanasa National Barefoot College (PNBC). Miara-miasa amin’ireo mpisehatra ifotony mba hisitrahana ny herinaratra izy ireo. Miara-miombon’antoka aminy ny komitim-pahazavana avy […]