Niofana mahakasika ny fanatavezana drakaka ny mpikambana ao anatin’ny VOI FMM any amin’ ny fokontany Antrema, kaominina Katsepy, distrika Mitsinjo, ny 6 sy 7 desambra teo. Nisy koa ny fomba fanamboarana dobo amin’ny fiompiana drakaka. Tanjona ny hanatsarana ny fihariana ataon’izy ireo sady hampitoboana ny fidiram-bolany. Nanohana ny fiofanana ny […]
Other News
Toamasina: Hanao lavanty ny ladoany
Hanomboka amin’ny alakamisy 12 izao, hatramin’ny 16 desambra, ny lavanty ampahibemaso ao amin’ny orinasa SMMC sy MICTSL, ao amin’ ny seranan-tsambon’i Toamasina. Karazany maro ny hamidy amin’izany, ahitana fiara, entana anaty kaontenera karazany 113, ka manomboka amin’ny 10 000 Ar ny tombana hatramin’ny 1 miliara Ar. Nilaza ny lehiben’ny fadintseranana Toamasina, […]
Harena ambanin’ny tany: Hamokatra fasimainty 960 000 t isan-taona ny Base Toliara
Karazan-tany efatra no hotrandrahin’ny Base Toliara. Efa misy fahazoan-dalana, ny fasimainty, ny zircon, ny rutile, fa mbola hakana fahazoan-dalana vaovao ny monazite. Araka ny efa fantatra, hanohy ny fihariany ny orinasa Base Toliara, rehefa nihantona nandritra ny 5 taona. Miisa telo ny karazana akoram-pasika (sables minéralisés) voafaritra ao anatin’ny fanadihadiana […]
Mickael : Maniry hanangana tsangambato ho an’i Delacre
Niherina tamin’ny alahady teo ny nahalasanan-dRandriamirana Jean de La Croix, na i Delacre. Fantatry ny maro amin’ny maha mpamoron-kira fototra sy lehiben’ny tarika Black Jack’s izy. Izy no lasa fa ny kantony mitoetra. Lasa namela mamy ihany koa i Delacre, satria notohizan’ireo zanany ny zavakanto. Anisan’ ireo nanara-dia azy sy […]
TARATRY ny KANTO
Saripika an-dalambe. Anisan’ireo vehivavy 54 mpaka sary avy amina firenena maro, voafidy hiatrika ny famaranana ka hampiranty ny sanganasany any Brésil, i Aina Zo Raberanto. Mandritra ny “Festival Foto Brasil” ny voalohany, ny 25 hatramin’ny 27 avrily 2025 ary ny 4 hatramin’ny 7 septambra kosa ny faharoa, anatin’ny hetsika Paranapiacaba. […]






