Other News

Davalt Rwikordz : lasa ambasadaoron’ny Yas ireo mpanakanto vokariny

Vao tamin’ny zoma no nisantatra azy i Ceasar. Avy hatrany dia ireo mpanakanto vokarin’ny Davatz Rwikordz kosa no indray nanatevina ny fianakaviamben’ny Yas, nanomboka omaly. Dingana iray indray ho an’ny Davalt Rwikordz. Nampahafantarina oma­ly fa miara-miasa amin’ny Yas Madagasikara manomboka eto ity trano mpamokatra mpanakanto anisan’ny malaza indrindra ity. Tsy […]

Fanolanana tany Toamasina : namoahana didy famosirana voalohany ny lehilahy iray, 28 taona

Sambany teo amin’ ny tantaran’ny fitsarana ambony any Toamasina, misa­hana ny ady heloka bevava, ny famoa­hana didy famosi­rana ho an’ny olona tratra nanolana ankizivavy. Raim-pianakaviana iray, 28 taona, no niharan’izany taorian’ny fiakarany fitsarana. Niakatra fitsarana tany Toamasina, ny raim-piankaviana iray, 28 taona, ny zoma 6 desambra teo. Antontan-taratasin’ady roa samihafa ny […]

FANTINA sy FINTINA

Nidina ifotony tamin’ny kaominina 30 eo ho eo ny avy amin’ny fiarahamonina sivily, Organisation de la société civile, eau, assainissement et hygiène (OSCEAH), tamin’ny faran’ny herinandro teo. Anton’ny hetsika ny fanairana ireo ho ben’ny Tanàna sy mpanolotsaina hanao ho vaindohan-draharaha ny rano sy ny fidiovana ary ny fanadiovana noho ny […]

Mahaiza mifidy, hialana ny mangidy

  Rahampitso no fotoana! Andao hanao rodobe hifidy. Miandry ny vahoaka malagasy ny hoavin’ny firenena. Ny avy any amin’ny toerana tsy afaka mifidy aza mihazakazaka mamonjy toerana ahazoany mandatsa-bato. Nilaharana ny fakana didim-pitsarana ahafahana misitrika ny zo. Mainka rey olona efa anaty lisitra indray ve vao tsy hifidy? Ben’ny Tanàna […]