Other News

«Lamako Mifety » : Hitsapa ny mpankafy eto Madagasikara i Goulam

Vahiny fa tsy lavitra. Mpa­nakanto tia an’i Madagasikara ary be mpankafy ihany koa i Goulam. Tsy voalohany rahateo no mitsidika an’i Mada­ga­sikara ity mpanakanto kaomorianina ity. Efa eto, ary nihaona tamin’ny mpanao gazety i Gou­lam, omaly, tetsy amin’ny Radisson Blu Ambodivona. “Faly ary tena heni-boninahitra aho tonga aty Madagasikara. Maro […]

Hatsikana : Hiseho eto Madagasikara i Amine Radi

Tanterahina rahampitso, eny amin’ny Centre de confé­rence internationale (CCI) Ivato, ny fampisehoana hatsikana iarahana amin’i Amine Radi. Seho izay karakarain’ny Ami vison Madagascar, miaraka amin’ireo mpiara-miombon’antoka maro. Sambany hanao fampisehoana eto Madagasikara i Amine Radi. Handray anjara amin’izany, hanatontosa ny tapany voalohany i Raitra Belaw’Ick sy i Lalaina Babeine. Tom­bony […]

Rock fusion : Tsy mitsaha-mikaroka ny Groupe Hell’s

Taona 2017, tafatsangana ny Groupe Hell’s. Ny « rock fusion » na ny « rock », nasiana fangaron-gadona hafa nolo­kon’ny mozika trandrahin’ny tarika. Tsy mitsahatra ny mikaroka ireo mpikambana ao aminy. Fikarohana roa no ani­san’ny mampiavaka ny Groupe Hell’s miangaly ny « rock fusion » na ny « rock » asiana fangaron-gadona hafa tahaka ny « blouse ». Iray amin’ireny […]

SOMBIM-BAOVAO

Hotanterahina ny sabotsy 14 desambra izao, eny amin’ny Dojo Hakudokan Anosy, ny “Meeting des arbitres”, ho an’ny taranja judo. Fotoana natao ho fiomanan’ireo mpitsara amin’ny fanadinana hatrehin’izy ireo mandritra ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara ny 20,21,22 desambra izao izany. Mikarakara fifaninanana mialoha ny hanoka­fana ny taom-pilalaovana 2025 ny Ligin’Analamanga ny […]

Cosafa U17 – vehivavy : Resin’i Zambie ny Barea de Madagascar

Tapitra teo amin’ny ankatoky ny famaranana ny nofinofin’ny Barea de Madagascar, ny amin’ny handrombahana ny amboara ho an’ny Cosafa, sokajy zandriny U17, vehivavy, taranja baolina kitra. Resin’i Zambie, tamin’ny isa mazava 3 no ho 0, ry zareo. Fihao­nana, natao omaly, tao amin’ny Kianja UJ Soweto stadium, Afrika Atsimo. Nanantombo teo […]