Other News

Grand Prix Karting : ho fantatra ny alahady ireo tompondaka

Hotanterahina ny sabotsy 14 sy ny alahady 15 desambra ho avy izao ny dingana fahenina amin’ny fifaninanam-pire­nena amin’ny karting na ny “Grand Prix karting”, tohanan’ny Motul ho an’ny taom-pilalaovana 2024. Io no fampahafanta­rana nataon’ny klioba FMMSAM, mpikarakara ny hetsika tamin’ ny mpanao gazety, ny talata lasa teo, teny Ankorondrano. Fifaninanana […]

Kick Boxing-Afrika : Medaly volamena 3 sahady no azon’ny Malagasy

Mandravarava ny Malagasy mpikatroka, taranja kick boxing, any Afrika Atsimo, ao anatin’ny fiadiana ny tompon­dakan’i Afrika, nanomboka omaly. Medaly volamena 3 sy volafotsy iray sahady no azon’i Madagasikara. Tsara fanombohana ny solontena malagasy nan­dritra ny andro voalohan’ ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, kick boxing, omaly, izay hatao any Afrika Atsimo. […]

FANTINA sy FINTINA

“Mila mifidy, fa raha tsy mifidy isika dia man­jary ny hafa no mametraka izay tiany hapetraka eo”, hoy ny PDS, Antananarivo Renivohitra, i Alexandre Georget, teny Ambohitsoa, omaly. Nefa mitondra amin’ny dimy taona manaraka ny safidy. Ny fifidianana no ahazoana mametraka izay ho eo amin’ny toeran’ny ben’ny Tanàna. Ny feon’ny […]

Lisi-pifidianana : nampiahiahy ny fahazoana “ordonnance”

Tamin’ny ankapobeny, ni­zotra araka izay niheverana azy ny fifidianana ben’ny Ta­nàna sy mpanolotsaina, omaly, araka ny tatitry ny teo anivon’ ny Ceni, Alarobia. Na izany aza, nampiahiahy be ny sasany ihany ny amin’ny fahazoana didy hitsivolana (ordonnance) hisoratana amin’ny lisi-pifidianana. Nilaza, ohatra, ny kan­didà mpanolotsaina, Antana­narivo Renivohitra, Ravololo­manana Lalatiana, teny […]

Filoha Rajoelina Andry : “Tokony hanaiky faharesena izay resy”

“Ao anatin’ny fifidianana, tsy maintsy iray no ho ben’ny Tanàna amin’ireo kandidà, fa tsy izay mirotsaka rehetra no ho ben’ny Tanàna. Amin’ny maha manaja ny fenitra demokratika an’i Madagasikara, izay voafidy ho ben’ny Tanàna manerana an’i Madagasikara dia ekentsika sy tohanantsika ary hampiantsika”. Io ny tenin’ny filoha Rajoelina Andry, taorian’ny […]