Other News

Éducation, énergie, environnement: Ravinala Airports et TotalEnergies passent à l’action

Ravinala Airports et Total­Ener­gies Marke­ting Madaga­si­kara ont officialisé, hier à Ivato, un partenariat RSE destiné à renforcer leurs actions communes autour des aéroports d’Antananarivo et de Nosy Be. Les deux partenaires veulent accroître leur impact social et environnemental au profit des communautés riveraines. Les deux entreprises partagent des zones d’intervention […]

TSELATRA

Nomena fiofanana ireo andrimasom-pokonolona eny Itaosy sy Fiombonana, afakomaly. Nitarika ny fampiofanna azy ireo ny polisim-pirenena avy ao amin’ny CSP Itaosy. Nifantoka tamin’ny fanamafisana ny andraikitry ny Andrimasom-pokonolona, ny fomba fiaraha-miasa amin’ny mpitandro filaminana ary ny fandinihana ireo faritra mena isam-pokontany mba hanatsarana ny fisorohana ny tsy fandriampahalemana any an-toerana. […]

Nitaky 15 tapitrisa Ar : Zaza 12 taona nalain’ny zaodahiny an-keriny

Novonoin’ny zaodahiny ny zazalahy 12 taona, tao Belo­baka, Tsiroanomandidy, afakomaly. Notakian’ilay vinanto lahy 15 tapitrisa Ar ny rafozany. Nihady votry hatao sakafon’akoho ity lasibatra no tsy hita intsony. Nitady azy ny fianakaviany, nametraka fitarainana teny anivon’ny manam-pahefana. Naharay hafatra miafina tamin’ny alalan’ny finday anefa ny reniny, ny alin’io andro nahavery […]