Other News

Soavinimerina : Olona fito voasambotra

Voasambotry ny polisim-pirenena tamin’ny alahady ny olona fito mianadahy niray tsikombakomba tamin’ny fikasana hanatanteraka fanafihana sy vonoan’olona tao Soavinime­rina, distrikan’Avaradrano. Naneho fihetsika mampiahiahy tamin’ny olona lasibatra izy ireo. Naka sary sy nanara-maso hatrany ny fivezivezen’ilay saika horobaina. Nirahin’ny ramatoa iray voalaza ho atidoha tamin’ny fikonokononana vonoan’olona ireto manara-maso. Napetraka ny […]

Silivy 15, zandary iray voasambotra ; Amidy 400 tapitrisa Ar ny mason’ny varira iray

Nahitam-bokatra ny iraka nataon’ny mpiambina manokana ny filohan’ny Fanavaozana tany amin’ny distrikan’Ihosy sy Betroka. 15 lahy sy zandary iray voasambotra. Ahina ho tompon’antoka amin’ny fakana mason’ny zaza varira. Voalaza fa amidy 400 tapitrisa Ar izany. Niparitaka tamin’ny tambajotran-tserasera ny fisian’ny mpivarotra ma­son’olona varira, tany amin’ny distrikan’Ihosy sy Betro­ka. Manoloana izany, nanirika […]

Fanatanjahantena : Misaona ny rugby sy ny kitra

Tatoavan-draho-mainty amin’izao fotoana izao, ny tontolon’ny fanatanjahantena ma­lagasy. Taranja roa malaza eto Madagasikara no misaona dia ny rugby sy ny baolina kitra amin’ny torapasika (beach soccer). Ho an’ny baolina lavalava, fantatra fa nindaosin’ny fahafatesana omaly, i Bienvenu (Tsiliva). Mpila­laon’ny FTM Manjakaray avy eo Uscar ary niasa tao amin’ny kaominina Antananarivo […]

Viviane Rahariniraina: Namoaka boky hakana lesona sy fanazaran-tena

Fanitelony amin’ny boky navoakan’i Viviane Rahariniraina ny « Je ne poursuis pas, je me choisis ». Misy fitarihana, fanazaran-tena ary fampironana amin’ny maha boky fampandrosoana ny tena azy izany. Lesona zato sy fanazaran-tena zato. Izay no noraketin’i Viviane Rahari­naina anatin’ilay bokiny, “Je ne poursuis pas, je me choisis”. Hampahafantarina ho an’ny besinimaro, […]