Other News

Federasiona Taekwondo malagasy : nofoanana ny fampivondronana ny ekipam-pirenena

Tsy raikitra ny fampivondronana an’ireo mpikatroka taekwondo 33 mianadahy izay tokony hatao rahampitso. Raha ny fantatra, efa nandefa anarana atleta roa mialohan’ny fotoana ny filohan’ny Federasiona malagasy taranja Taekwondo teo aloha, ka tsy misy antony hanaovana ny fampivondronanana farany intsony. Hotanterahina any Ko­rea, ny 1 hatramin’ny 6 oktobra ho avy […]

Ambatovy: Ankizilahy ny 25% amin’ireo hisitraka vatsim-pianarana

Novelarina amin’ny tovoloahy ny fisitrahana ny fandaharanasa fanomezana vatsim-pianarana ho an’ireo mpianatra mendrika ao amin’ny ambaratonga faharoa eo anivon’ny faritra hiasan’Am­batovy. Manomboka izao, hahatratra 25% ireo ankizilahy hisitraka izany raha toa ka laharam-pahamehana hatrany ny ankizivavy. Vatsim-pianarana 600 ho an’ny mpianatra 243 no efa nomen’Ambatovy mba hahafahan’izy ireo manohy fianarana. […]

Multiple Indicator Cluster Survey (MICS) 7: tokantrano 21 000 hanaovana fanadihadiana

Natomboka tamin’ny fomba ofisialy, omaly, ny andiany fahafito amin’ny “Fanadihadiana ny toe-piainan’ny ankizy sy ny vehivavy – Multiple Indicator Cluster Survey (MICS 7)” izay atao anatin’ny efa-bolana ka hahafahana manangona tondromarika ho an’ny famolavolana ny tetikasam-pampandrosoana. Tanterahina amin’ity taona 2024 ity, manomboka ny volana septambra ka hifarana ny volana desambra, […]

VAOVAO TAMBATRA

Miisa 90 ny osy natolotra ny tokantrano 30 any amin’ny tanàna vaovao naorina any Bezeky Menabe. Samy nahazo osy lahy iray sy vavy roa ny isan-tokantrano. Tafiditra ao anatin’ny tetikasa «Titre vert», napetraky ny filoham-pirenena ity hetsika ity, tamin’ny alalan’ny Fitantanam-paritra Drae Menabe. Hisy koa ny fanohanana ny fiompiana tantely. […]