Other News

FANTINA sy FINTINA

Nohamafisin’ny minisitry ny Fitsarana, Rakotomandimby Benjamin Alexis, taorian’ny fananganan-tsaina teny amin’ny fitsarana ambaratonga voalohany, Anosy, omaly, fa tsy misy tohanany manokana ireo mpiadina ho mpandraharahan’ny fonja. Iangaviany hanaiky izay toerana hanendrena ary hiasa izay tafita amin’izany fa tsy voatery ho eto Antananarivo. Miantso sy manentana ny tanora rehetra handray anjara […]

Firenena mikambana : mitarika ny fivoriambe i Madagasikara

Ny minisitry ny Rahara­ham-bahiny malagasy, Rasata Rafaravavitafika, no nitarika ny fivoriamben’ny Firenena mikambana tany New York, ny 22 septambra teo. Taorian’ny fanokafana ny adihevitra an­ka­poben’ny fihaonana an-tampony momba ny hoavy izany, araka ny fampitam-baovao avy amin’ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny eto an-toerana. Fotoana manan-tantara ho an’i Madagasikara ny nanendrena azy ho filoha […]

Ho lova tsy mifindra

  Mbola tsy manomboka akory ny lalao dia efa raikitra ny fifamotehan’ny samy kandidà ho ben’ny Tanàna. Tsy ny eto an-dRenivohitra ihany fa hatrany amin’ireo heverina ho kaominina faran’izay madinika sy lavitra andriana aza. Tsy ny mpifanandrina politika, fa hatramin’ny mpiray lisitra sy antoko aza dia misy manao mpamosavy malemy. […]

Firotsahan-kofidina: tsy misy 48 ora hamenoana ny banga aorian’ny 26 septambra

Hikatona rahafakampitso ny fametrahana ny taratasy filatsahan-kofidiana ben’ny Tanàna. Tsy misy intsony ny indrafo aorian’izay ho an’izay tara. “Io 26 septambra io no farany. Izay hatrany no mahatonga anay ma­nen­tana hoe aza miandry farany fa alefaso aloha… Raha vao tonga ny 26 septambra, tsy misy intsony ny fanomezana 48 ora.” […]