Tafapetraka, omaly, teo anivon’ny OVEC etsy amin’ny distrikan’Ambohidratrimo, ny antontan-taratasy firotsahan-kofidina ho ben’ny Tanàna ao amin’ny kaominina Ivato ho an’i Lalaina . “Ivato tonga saina, miaraka amin’i Lalaina” no teny filamatra entiny. Mirotsaka amin’ny anaran’ny antoko TGV, miaraka amin’ny fitondram-panjakana izy, ary maro ny fikambanana manohana azy amin’izany. “Ny fahatsapana […]
Other News
Ninah Raharivololoniaina : nirotsaka ho ben’ny Tanàna ao Ivato
Tafapetraka, omaly, teo anivon’ny Ovec etsy amin’ny distrikan’Ambohidratrimo, ny antontan-taratasy firotsahan-kofidina ho ben’ny Tanàna eo anivon’ny kaominina Ivato ho an-dRaharivololoniaina Ninah, omaly. “Ivato tsy manavaka” no teny filamatra entiny. Manana vina manokana hanatsarana ny seha-politika hitantanana ny kaominina Ivato izy. “Ho avy tsy ho ela ny fotoana ahafahana mamelabelatra izany”, […]
Rakotoarijaona Jerry: «Tsy mipetraka ny ahiahy hoe atahorana Ravalomanana»
“Angamba, tsy mipetraka loatra ny ahiahy hoe: tena atahorana ara-politika tokoa ve Ravalomanana?”, hoy ny fijerin’ny filohan’ny Vahaolana anio sy rahampitso (Var), Rakotoarijaona Jerry, ny amin’ny firotsahan-kofidin’ny filoha teo aloha, Ravalomanana Marc, ho ben’ny Tanàna, Antananarivo Renivohitra, mahabe resaka eo amin’ny tontolo politika amin’izao. Tsy mbola voafidy tamin’ny fifidianana madio […]
VAOVAO TAMBATRA
Feno 38 taona ny Fiavama, Fikambanan’ny injenieran’ny Asa vaventy malagasy. Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, omaly, teny amin’ny Ininfra Alarobia, ny atrikasa fankalazana ny taon-jobily niorenany. Lohahevitra noraisina ny hoe «Fanavaozana ny faharetana amin’ny Asa vaventy, mamaly ny fivoaran’i Madagasikara». Eo am-pandinihana ny hananganana orinasa hamokatra sy hanodina indray ny bateria […]
Fampiroboroboana ny indostria: vonona hanohana antsika i Japon sy Turquie
Manamafy ny fiaraha-miasany amin’i Madagasikara i Japon sy Turquie amin’ny fampiroboroboana ny indostria. Nihaona tamin’ny minisitry ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra (MIC), Ralambofiringa David, teny Ambohidahy, ny talata teo, ny masoivohon’i Japon, miasa eto Madagasikara sy Comores, Abe Koji. Fotoana iray nanamafisan’ny roa tonta ny fiaraha-miasa. Handresy lahatra […]






