Other News

Ladoany : fiofanana ho an’ny tranzitera

Mikarakara fiofanana ho an’ny mpikarakara entana aondrana na hafarana avy any ivelany, tranzitera, ny fitantanana foiben’ny Fadintseranana. Tanjona ny hahafahan’ireo mpisehatra matihanina mifehy tsara kokoa ny Sydonia World mahakasika ny tsy fandoavana hetra sy haba, izay fitaovana niomerika manamora sady manafaingana ny dingana arahina. Nanomboka anio 20 ka hatramin’ny 4 […]

Fitaterana ana habakabaka: hiara-hiasa ny Air France sy ny Madagascar Airlines

Hitambatra anaty tapakila iray ny sidina avy any Paris-Charles de Gaulle mihazo an’Antananarivo, ataon’ny kaompania Air France sy ny sidina avy eto an-toerana mampitohy any amin’ireo faritra ataon’ny kaompania Madagascar Airlines. Manomboka ny 1 oktobra izao, hitambatra anaty tapakila iray ny sandan’ny zotram-piaramanidina mampifandray an’i Paris-Charles de Gaulle sy Antana­na­rivo, […]

TARATRY ny KANTO

Hanomboka anio ny « Angaredona Mozika Festival », andiany faha-18. Hotontosaina eny amin’ny Canal Olympia ny seho fanokafana, manomboka amin’ny 7 ora hariva. Hanafana izany ny tarika Zandry Gasy sy Rajery. Hitohy mandritra ny faran’ny herinandro eny amin’ny Naturia Palm Ambohibao (RN3) kosa ny andiam-pampisehoana. Tarika ampolony no hifandimby an-tsehatra rahampitso sy […]

Sarimihetsika mampatahotra: halefa anaty efitrano ny « R+3, The Origin »

Sarimihetsika malagasy, fa tsy araka ny anarany ny « R+3, The Origin ». Ny nampiavaka azy amin’ireo aman-jatony efa nivoaka kosa, sarimihetsika mampatahotra izy ity. Efa nisy ny andiany voalohany tamin’ny R+3  izay nivoaka tamin’ny taon-dasa. Tohiny sady farany kosa ity hivoaka tsy ho ela ity. Alefa voalohany, ny 9 oktobra izao, […]

« Festival Ant’Sary Doc 2024 »: horonantsary 30 mandray anjara

Mitombo hatrany ireo hetsika ho fampiroboroboana ny tontolon’ny horonantsarimihetsika eto Madagasikara. Anisan’izany ny “Festival Ant’Sary Doc” izay mikendry ny fanatsarana. Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, omaly, teny amin’ny Ivokolo Analakely, ny “Festival Ant’ Sary Doc” andiany faharoa. Nanomboka omaly, ary tsy hifarana raha tsy ny 26 septambra 2024 ity hetsika iray […]