Other News

Fanabeazana: misy ny angano vaovao…

Firenena anisan’ny manana angano maro i Mada­gasikara. Ao ireo tsy mbola henon’ny taranaka ankehitriny akory. Na izany aza, efa misy ihany koa ireo namorona vaovao, saingy, misy olana ny fampahafantarana azy ireny. Mihazakazaka be ny teknolojia vaovao. Variana amin’ny sarimiaina ny ankizy. Vitsy ny boky mirakitra angano vaovao no tafavoaka […]

Tetikasa “Hay”: hitaizana ny ankizy amin’ny zavakanto

Nitsidika ny fampirantiana “Memoria , récits d’une autre Histoire”, teny amin’ny Fon­dation H Ambatomena, omaly, ny mpianatra avy eny amin’ny EPP Ampefiloha. Izy ity izay hetsika tafiditra ao anatin’ny tetikasa « Hay », iarahan’ny Fondation H sy ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ary ny fari-piadidiam-pampianarana Antananarivo Renivohitra sy ny fikambanana Ank’izy miasa. Tanjona […]

SOMBIM-BAOVAO

Hotanterahina ny 9 hatramin’ny 12 desambra izao, any Afrika Atsimo, ny fiadiana ny ho tomponda­kan’i Afrika, taranja kick-boxing. Handray anjara i Madagasikara ary efa eo am-pandaminana ny fanatanterahana ny fampivondronana ireo mpikatroka hotsongaina amin’izany ny Federasiona malagasin’ny kick-boxing. Ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara no fifaninanana farany eto an-toerana, miandry ny […]

Vital Serge : hifantoka amin’ny fanatanjahantena

Toy ny efa fanaony, mitohy hatrany ny fijerena akaiky ny tanora sy ny mpanao fanatanjahantena, ho an’ny filohan’ny EST (Espoirs sportifs de Tuléar), i Vital Serge. Tafiditra anatin’ny tetikasany ny fanatanjahantena sy ny fitsinjovana ny hoavin’ny tanora ao Toliara. Nisy ny fanomezana fanamiana “maillots” ho an’ ireo ekipa mpikatroka baolina […]