Olana sedrain’ny ankamaroan’ny mpiasa malagasy ny tsy fisitrahana ny zony amin’ny maha mpiasa azy eo anivon’ny orinasa, raha ny zava-misy. Maro izy ireny no mitaraina eny anivon’ ny sendikaly samihafa eto amin’ ny Nosy. «Rehefa tonga eto Madagasikara ny orinasa iray dia lasa tsy manaja intsony ny zo aman-kasin’ny maha […]
Other News
FANTINA sy FINTINA
Ny tantara no mahatonga ny olona ho liana be amin’ny fanarahana ny fifidianana ben’ny Tanàna, Antananarivo Renivohitra, raha ny fijerin’ny eo anivon’ny ONG Tolotsoa, i Miadana Fabien Privat. Mandalo ben’ ny Tanàna, olona, ny mpanao politika iray, mahazo hery amin’izany izy dia manao hetsika; avy eo, mandrombaka fahefana. Aorian’izay vao […]
Depiote Imbiki Herilaza: “Tsy tokony hisy intsony ny fanaovana ankilabao ny fifidianana”
“Tsy tokony hisy intsony ny fanakanana na tsy fandraisana anjara na fanaovana ankilabao amin’ny fifidianana. Na amin’ny antoko miaraka amin’ny fitondrana izany, na ny antoko mpanohitra, na ny mahaleo tena”. Io ny fanehoam-pijerin’ny depiote voafidy tany Sainte Marie tamin’ny anaran’ny Irmar, Imbiki Herilaza, ny amin’ny fiatrehana ny fifidianana kaominaly sy […]
Miandry ny farany
Amin’izao, tsy mbola firy no nametraka ny antontan-taratasy firotsahan-kofidina amin’ny fifidianana ben’ny Tanàna sy mpanolotsaina. Miandry ny farany? Toe-tsaina amam-pomban’ny Malagasy rehefa manao zavatra, hono. Dia miandriandry sy mandrimandry eo na amin’ny zava-dehibe miankina amin’aina aza? Politika rahateo ny fiatrehana fifidianana, ka mandeha avokoa ny paipaika sy ny kajikajy […]
Haitao ara-kajy mirindra: hiara-hiasa amin’ny Huawei sy ny Tea Group i Madagasikara
Mitohy hatrany ny fanaovan-tsonia fiaraha-miasa ho fanatanterahana ny vina sy fanamby napetraky ny fitondram-panjakana. Anisan’izany ny eo amin’ny sehatry ny haitao ara-kajy mirindra. Taorian’ny fiatrehana ny fihaonana an-tampony, andiany fahasivy, mahakasika ny fiaraha-miasan’i Chine sy Afrika. Nisy ny fitsidihana orinasa maro samihafa tao Chine, nataon’ny delegasionina malagasy, notarihin’ny filoham-pirenena, Rajoelina […]







