Nirefotra indray ny poa-basy teny Anosibe Tsena, omaly hariva. Mpamongady iray akaikin’ny tetezana mavo no lasibatry ny jiolahy nirongo fitaovam-piadiana mahery vaika. Jiolahy dimy nandeha moto no voalaza fa tompon’antoka tamin’ity fanafihana ity. Niditra an-keriny tao amin’ilay trano fivarotana ry zalahy sady nandrahona tamin’ny basy. Nentin’ny tahotra ireo olona tao […]
Other News
Sainte Marie : hita faty ireo roa lahy natelin’ny ranomasina
Taorian’ny fikarohana nataon’ny tafika an-dranomasina sy ny teo anivon’ny antokon-draharaha misahana ny fitaterana an-dranomasina sy an-dranomamy, hita omaly ny fatin’ ireo roa rendrika an-dranomasina niaraka tamin’ny lakana. Tany atsinananan’Ambodiforaha Sainte Marie no hita ny fatin’izy roa lahy ireto, araka ny tatitra nampitain’ny zandary. Tonga nanao fizahana ireo razana ny dokotera. […]
Voaroba teo am-bavahadiny: Karana voatsatoka antsy teo amin’ny lohany
Mbola manaraka fitsaboana ao amin’ny hopitaly ilay karana notsatohan’ny jiolahy ny antsy teo amin’ny lohany, afakomaly alina. Lasan’ireo mpanafika ny vola teny aminy mitentina 4 tapitrisa Ar. Tsy milamina intsony ! Teratany karana iray naratra mafy notsatohan’ ny jiolahy ny antsy teo amin’ny lohany, afakomaly alina tamin’ ny 10 ora, tao […]






