Other News

Sanganasan’i Bessa sy Lôla: Haverin’i Farakely sy i Rija Ramanantoanina

Efa nisy tamin’ny taona 2023… Ary hita fa tsara sy be mpankafy izany, ka hiverenana indray. Ilay fampiaraham-peon’i Farakely sy i Rija Ramanant­oanina, izay namerina ny sanganasan’i Bessa ranofotsiny io. Hatao ao amin’ny CCEsca toy ny mahazatra ny seho, rahampitso alahady 10 mey, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro. Hibahana ny […]

Kabary – Fi.Mpi.Ma maneran-tany: Hotontosaina any Mahajanga ny Zaikabe

Vovonana fara-tampony eo amin’ny rafitra mifehy ny Fikambanan’ny mpikabary malagasy maneran-tany (Fi. Mpi.Ma maneran-tany) ny fanatanterahana ny Zaikabe. Ho an’ity taona ity, any Mahajanga ny ambohipihaonana. Hanomboka ny 27 jolay ka hatramin’ny 2 aogositra 2026 no hanatanterahin’ny Fikambanan’ny mpikabary malagasy maneran-tany (Fi.Mpi.Ma maneran-tany) ny Zaikabe any Maha­jan­ga. Io no rafitra fara-tampony […]

VAOVAO TAMBATRA

Niakatra nanomboka ny alatsinainy teo ny vidin’ny entona fandrehitra «Vitogaz». Lasa 33 000 Ar ny tavoahangina 4 kilao raha toa ka 31 000 Ar izany. Vidina 74 000 Ar koa amin’izao ireo entona amin’ny tavoahangy 9 kilao izay 69 000 Ar teo aloha. Ankehitriny, lasa 105 000 Ar raha mbola […]

Olan’ny famatsian-drano : Hiverina ny fitsinjarana rano mifandimby

«Hapetraka eny amin’ny fokontany, manomboka amin’ny herinandro, ny filazana ny rafitry ny fitsinjarana ny rano mifandimby (tour d’eau) eto Antananarivo mba hahafahan’ny isan-tokantrano mandamina ny fotoanany manoloana ny fahasahiranana», hoy ny tale jeneralin’ny Jirama, Rasoloma­­nana Hajatiana. Natao izany mba hiantohana ny fitsinjarana ara-drariny ny isam-paritra. Hatreto, tsy mbola nitombo ny […]

Fankalazana JME : Fiaraha-miasa AJE sy ny Mesupres

Hiavaka! Mikarakara ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny tontolo iainana ny minisiteran’ny Fam­pianarana ambony sy ny fikarohana siantifaka (Mesupres). Nambaran’ny Talen’ny fanantanjahantena sy ny kolotsaina ao aminy, ny Dr Souleman, fa andiany voalohany ity hotontosaina ity, ary iarahana amin’ny mpiara-miom­bon’antoka maro samihafa, toy ny Fikambanan’ny mpanao gazety mikirakira ny […]