Rehefa mety ho zavakanto, saika very fangitra avokoa. Na, mety ho sarotra aza ny mahita ny madio ranoiray, azo antoka fa misy maro ny zavakanto manaja ny soatoavina malagasy. Endrika ivelany miharo fakan-tahaka be fahatany no hita matetika. Na, milaza ny mitondra zava-baovao, kanefa, nanao tery vay manta tamin’ny fampiarahana […]
Other News
Mbola mahazaka sehatra: hitohy ny « Pao-tsatroka ho an’i Henri Ratsimbazafy »
Nakotrokotroka ny fankalazana ny faha-90 taonan’ i Henri Ratsimbazafy, tamin’ny taon-dasa. Ankoatra ny fotoam-pivavahana nanomezam-boninahitra an’Andriamanitra, nahatontosa seho vitsivitsy ihany koa izy. Tsy teto an-tanindrazana ihany fa nisy koa ny fihaonany tamin’ireo mpankafy tany Frantsa, ny volana oktobra lasa teo. Nambara tamin’izany fa iny no seho hataony farany any Frantsa. […]
« Festival Jazz Tohatohabato »: hanomboka anio, amin’ny alalan’ ny « Jazz Kids », ny hetsika
Miditra amin’ny andiany faha-13 ny hetsika « Festival Jazz Tohatohabato ». Samy hankafy sy hahazo anjara ny rehetra, araka ny nambaran’ny tomponandraikitra. Ireo ankizy no hisantatra izany. Tanterahina anio, eny amin’ny Tranompokonolona Analakely, ny «Jazz Kids». Hetsika tafiditra ao anatin’ny «Festival Jazz Tohatohabato», andiany faha-13. Sehatra natao ho an’ireo ankizy […]
Fantina sy fintina
Tsy mendrika hilahatra rano hatramin’ny misasakalina isan’andro ny vahoaka, araka ny nambaran’ny depiote Gascar Fenosoa. “Efa aty amin’ny taonarivo fahatelo isika izao… Tsy andrenesam-peo anefa ny mpitondra, tsy miaina izany fahoriana iainan’ny vahoaka izany”, hoy izy tao amin’ny Facebook, omaly. Nanolotra fanomezana ho an’ireo mpianatra afaka CEPE sy BEPC ny […]
Izay mitambatra no vato
Tsy hita be ihany ny andraisana ilay fomba fisainan’ny Malagasy. Raha manana finiavana ny hila ravinahitra na hitondra politikam-pampandrosoana any amin’ny toerana hafa dia voailika. Voalaza fa tsy zanaky ny faritra na mpanjanaka maoderina. Raha mba manana drafitrasa ao an-tanàna indray anefa dia mpaminany tsy masina an-taniny izao indray! Tsy […]






