Nolanian’ny filankevitry ny minisitra, afakomaly, tetsy Ambohitsorohitra, ny didim-panjakana miantso ny fivoriana tsy ara-potoan’ny parlemanta. Hotanterahina ny zoma 9 aogositra sy ny alatsinainy 12 izao izany. Anisan’ny lahadinika ny fampahafantaran’ny praiminisitra lehiben’ny governemanta, amin’ireo parlemanta, ny fandaharanasa hanatanterahina ny Politika ankapoben’ny fanjakana (PGE). Voafaritry ny And.99 amin’ny Lalàmpanorenana izany ary […]
Other News
Tselatra
Tafakatra dimy ireo namoy ny ainy vokatry ny fihinanana soka-dranomasina « fano », tao Ambinany Atsimo, Ambomitraka, kaominina Antalaha, hatramin’ny omaly. Zaza vao herintaona mahery ny iray tamin’ireo namoy ny ainy. Nanaraka fitsaboana eo anivon’ny hopitaly ireo lasibatra hafa. Natolotra ny fampanoavana, omaly, ireo olona efatra voarohirohy ho nanaparitaka laza adina bakalorea, […]
Asan-dahalo: raim-pianakaviana voasambotra
Voasambotry ny Tafika ny raim-pianakaviana iray nihazona fitaovam-piadiana sy ody ratsy maromaro tao amin’ny tanànan’i Manitsy, fokontany Mahatsinjo, kaominina Fiarenana, ny 4 aogositra teo. Nandritra ny asa fampandriana fahalemana nataon’ny miaramila avy ao amin’ny Holafy fahefatra Ambaravaranala, tra-tehaka io olon-dratsy io. Natao famotorana lalina, fantatra fa zanak’ity voasambotra ity avokoa […]
«Opération Harato»: dahalo mpaka an-keriny maty voatifitra
Nifamaly tifitra tamin’ny zandary sy ny Tafika ny dahalo ampolony tao amin’ny kaominina Ambakireny, omaly maraina. Maty voatifitra ny iray tamin’ireo olon-dratsy mpaka an-keriny. Nifanenjehan’ny mpitandro filaminana, lavon’ny bala i Njaka Bara na i Popoka, dahalo ikoizana amin’ny fakana an-keriny tao amin’ny distrikan’i Tsaratanàna, omaly maraina. Anatin’ny hetsika “Harato”, mpitandro […]
Rugby – Top 12: FTM Manjakaray, seul en tête
Rien n’arrête les joueurs du FTM Manjakaray au championnat de Madagascar Fédéral 1 élite 1 ou Top 12 de rugby à XV. Les champions de Madagascar en titre demeurent invaincus et alignent une série de quatre victoires en autant de rencontres à cette joute nationale. Dans le classement provisoire après […]






