Other News

Afa Analakely: hiatrika fifaninanana maro

Ao anatin’ny vanim-potoanan’ny fialantsasatra ny ankizy amin’izao fotoana izao. Ho an’ny sekolin’ny baolina kitra, Analakely Football Academy, Afa, maro ny fifaninanana miandry azy ireo. Ho an’ny zazalahy U13, handray anjara amin’ny « Orange Challenge », fifanin­tsanana izay karakarain’ny Orange sy ny Union des clubs et écoles de Foot (Ucef), any Mahajanga, manomboka […]

MFM: “Fahadisoana bevava raha tsy hatao ny fifidianana kaominaly”

Nitondra ny fijeriny momba ny teo-draharaha politika eto amin’ny Nosy ny antko MFM. Mila atao amin’ity taona ity ny fifidianana kaominaly, araka ny heviny. “Fahadisoana bevava ny zava-misy, raha tsy hatao ny fifidia­nana kaominaly eto Mada­gasikara amin’ity taona ity. Ny hevitry ny MFM: tokony hatao amin’ity taona ity ny fifidia­nana.” […]

Tsipy kanetibe – «Mada 2024»: hiatrika ny «Tournoi de St Pierre» i Drogba sy i Misa

Voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara ho an’ny olon-droa miaraka, lehilahy, eo amin’ny taranja tsipy kane­tibe ny ekipan’ny Mama. Norombahin-dry zalahy, araka izany, ny tapakila handehanana atsy La Réunion. Tontosa ny faran’ny herinandro lasa teo, teny amin’ny Kianja Tonga­rivo, ny fifaninanam-pirenena taranja tsipy kanetibe, ho an’ olon-droa. Voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara, ny […]