Other News

Tontolo iainana ankoatra ny ala: mila sazy henjana ny fandikan-dalàna

Eo am-pamolavolana ny fehezan-dalàna mahakasika ny fandikan-dalàna momba ny tontolo iainana ankoatra ny lafiny ala. Lalàna hentitra no mila hampiharina. Maro ny fanamby mahakasika ny tontolo iainana mila hatrehina. Ao anatin’izany ny fahalotoan’ny tany, ny rano ary ny rivotra. Tsy ampy anefa ny lalàna mazava sy voafaritra tsara mifehy ny […]

Taratry ny kanto

Hotontosaina ny 21 sy 22 septambra izao ny “Angaredona Mozika Festival”. Io aloha ny vaovao lehibe nozarain-dRajery, izay tomponandraikitra voalohany amin’ity hetsika ho an’ny mozika miaina eto Madagasikara ity. Efa fantatra ihany koa fa eto Antananarivo no hotontosaina izany, kanefa tsy mbola nivoaka ny tena fandaharam-potoana feno. Anisan’ireo sekoly mampianatra […]

« Gourmand World Cookbook Awards » Misolo tena ny Malagasy ny boky «Haka fy tsiro»

Nampahafantarin’ny tomponandraikitry ny fifaninanana « Gourmand World Cookbook Awards », omaly, ireo boky voasokajy hiatrika ny fifaninanana amin’ity taona 2024 ity. Tafiditra ao anatin’izany ny boky nosoratan’i Henintsoa Moretti, Malagasy miangaly ny sehatry ny haify. « Haka fy tsiro » no lohatenin’ity boky ity, ahitana nahandro maro samihafa mampiavaka ny Malagasy. Ao anaty […]

« Goethe Talents 2024 »: voafidy handray anjara i Antsiva

Fandaharanasa iray hitilina ireo tanora mpanakanto manan-talenta ny “Goethe Talents”. Hihazo an’i Allemagne ireo notsongaina manokana, ka anisany i Antsiva Andriamasimanana, izay hisolotena an’i Madagasikara. Valin’ny asa sy ny ezaka. Samy nahatsapa avokoa ireo mpisehatra amin’ny tontolon’ny mozika, izay naharaka ny lalan’i Antsiva Andriamasimanana. Mendrika ho azy, araka izany, ny […]

Fantina s fintina

Mitaky ny hanadihadiana ny tale kabinetra teo aloha, eo anivon’ny fiadidiana ny Repoblika, Andrianarisoa Romy, ny depiote Randrianasoloniaiko Siteny. “Tokony hotanterahina eto Madagasikara izany rehefa nohelohin’ny fitsarana britanika izy satria raharaha kolikoly sady tratra ambodiomby”, hoy izy. Navoakan’ny depiote Ratsiraka Roland tao amin’ny pejy facebook fa maro ireo mangataka azy […]