Hanaovana fety hatramin’ny ratsy ? Isaky ny 1 avrily, tahaka ny anio, no ambaran’ny vahiny fa «Fetin’ny lainga». Midika ho fanomezana vahana ny lainga sy ny mpandainga? Sa, fitiavana ny hanao fety tsotra izao? Na tsy rototra amin’ny fomba hoenti-manamarika azy io aza ny Malagasy. Ny fombany mihitsy no efa […]
Other News
Seho santatry ny taona 2026 : Any Imerintsiatosika ny Groupe Prosh’ely – Kaiamba tena izy
Anisan’ny manavanana ny Groupe Prosh’ely sy ny Kaiamba tena izy ny fanafanana lanonana. Io rahateo no hoentin’izy ireo misantatra ity taona 2026 ity. Hivoaka ny Renivohitra ny “Cabaret nostalgique”. Hifamotoana amin’ny mpankafy eny amin’ny Espace Jerosalema Imerintsiatosika ny Groupe Prosh’ely sy ny Kaiamba tena izy. Hanolotra ny “Cabaret nostalgique” izy […]
Famatsian-jiro : Manana vokatra ambiny, mihoatra ny 20 MW, ny Jirama
Nitondra fanazavana, omaly, ny tomponandraikitry ny Jirama. Ampy tsara ny herinaratra ao amin’ny Tambajotra iraisan’Antananarivo (RIA). Manana vokatra ambiny mihoatra ny 20 MW ny orinasal. Antony hafa no mahatonga ny fahatapahan’ny herinaratra, ankehitriny. Antitra ny fotodrafitrasa toy ny vata mpanova herinaratra, izay mizaka hatramin’ny 150% ny vesatra tokony hoentiny. Vahaolana […]
Trafika: Sokatra 152 tratra teny 67 Ha
Tra-tehaka tao amin’ny tokantrano iray teny 67 Ha ny zana-tsokatra miisa 152, ny alin’ny 30 marsa teo. Natao tanaty valizy roa izy ireo, karazana « Astrochelys radiata », ka azo heverina fa mety kasaina hoentina any ivelany. Olona tsara sitrapo no nampandre ny Polisim-pirenena ao amin’ny kaomisaria 67 Ha, ary niara-niasa tamin’ny […]
Angovo azo avaozina : Hisy fihaonambe hanampiana ny tanora, karakarain’ny FabLab EnR-out
Hanampy an’i Madagasikara hakany amin’ny fampiasana ny angovo azo havaozina ny fahaiza-manaon’ny tanora. Hisy araka izany ny fihaonambe natokana hampirantiana ny zava-bita sy ny traikefa hanana ary hanamora ny fidiran’izy ireo eo amin’ny sehatry ny asa. Tombony! Maharitra 2 800 ora isan-taona ny taramasoandro azon’i Madagasikar. Mamokatra 5 ka hatramin’ny 7 […]






