Taorian’ny teto an-drenivohitra. Nisitraka ny fiofanana amin’ny taranja Taekwondo indray ny faritr’i Fianarantsoa, omaly. Hatao ny alahady ho avy izao kosa ny fanadinana fampiakarana ambaratonga federaly sy Kukkiwon. Notanterahina omaly, tany Fianarantsoa, ny fampiofanana ny mpitsara ho an’ny taranja Taekwondo. Hetsika izay karakarain’ny tale teknika nasionaly (DTN), Federasiona malagasin’ny Taekwondo […]
Other News
“Euro 2024” : I Espagne sa i Angleterre?
Enina taona aty aoriana! Hifanandrina eo amin’ny famaranan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, “Euro 2024”, i Espagne sy i Angleterre. Lalao izay hotanterahina ny 14 jolay ho avy izao, any amin’ny kianja Olympia Stadium Allemagne. Raha hiverenana ny manasa-dalan’ izy ireo, ny Three Lions Angleterre no nanintsana ny Oranje Pays […]
Baolina kitra afrikanina ; disciples vs Orlando Pirates ary ny Elgeco Plus vs Lunda Sul
Notanterahina tany Le Caire renivohitr’i Egypte, omaly, ny antsapaka eo amin’ireo fifaninanana afrikanina, taranja baolina kitra. Anisan’ireo mandray anjara amin’izany ny ekipa malagasy. Ho an’ny fiadiana ny ho tompondaka, ry zareo Orlando Pirates avy atsy Afrika Atsimo no miandry ny Disciples FC. Ekipa andrarezina aty Afrika ity ekipa ity ary […]
FANTINA sy FINTINA
Mbola tazonina eny am-ponja, eny Antanimora, ny depioten’i Vangaindrano, i Mahavitara Sylvestre. Miandry ny didim-pitsarana azy izy na nangataka fahafahana vonjimaika aza. Nilaza ho tsy mahefa mitsara ny rantsam-pitsarana ambony eo anivon’ny Pac noho izy hotsaraina amin’ny fitsarana ambony. Nosamborina tao Masianaka Vangaindrano Rasambozafy Cyrille sy ny mpiambina azy iray, […]
Antenimierampirenena: tsy maintsy depiote no ho lehiben’ny mpanohitra
“Ny filoha lefitra ao amin’ ny birao maharitra dia iray isaky ny faritany ary iray ho an’ny mpanohitra parlemantera. Tsy olon’ny mpanohitra any ivelany no hisora-tena hanao mpanohitra eny anivon’ny Antenimierampirenena, fa tsy maintsy parlemantera”. Io ny fanazavan ’ny mpitondra tenin’ny vaomiera manokana fanitsiana fitsipika anatiny eny anivon’ny Antenimierampirenena, ny […]






