Hetsika lehibe, tsy mbola nisy teto. Manomana ny andiany voalohany amin’ny “Mada Gospel Festival” ny Tana Gospel Choir, ho tohin’ny fanamarihan’izy ireo ny faha-20 taony. 4 andro ho an’ny gospel sy ny manodidina azy. Hotontosaina ny 25 hatramin’ny 28 jolay izao ny “Mada Gospel Festival”. “Hetsika iray hitarihana ny finoana […]
Other News
« Tantara fohy »: Tanora sy ankizy no tena liana amin’ny hetsika
Mitohy hatrany ny hetsiky ny Tetikasa Kanto Manabe (TKM), eny amin’ny Alliance française d’Antananarivo (AFT) Andavamamba. Amin’ity anio ity, misy hatrany ny atrikasa maro samihafa ho fanatrarana ny tanjona. Tanjona izay hampivelatra ny haikanto maro samihafa. Amin’ny ankapobeny, efa miditra amin’ny andiany faharoa ny atrikasa. Tsikaritra ny hamaroan’ireo tanora sy […]
« Lignes de failles »: hasongadina anatin’ny zavakanto ny fanatanjahantena
Ny 24 aogositra 2024 no hifarana ny hetsika «Lignes de failles», atao eny amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) Analakely. Fampirantiana sary sy fandefasana horonantsary ary velakevitra arahina adihevitra no mandrafitra ity hetsika ity. Mpahay kanto miisa telo samihafa no tompon’antoka amin’ny fanatanterahana izao hetsika izao sy mandranty ny haikantony […]
Tantara amin’ny Radio: Tsy omen-kasina ny mpilalao sy ny mpanoratra
Tao anatin’ny folo taona, nanomboka niverina indray ny fitiavan’ny Malagasy mihaino tantara mandeha amin’ny Radio. Nitarika firoboroboana teo amin’ity tontolo ity izany. Saika mandefa tantara ny ankamaroany mba hoenti-misarika ny mpihaino… Fandaharana anisan’ny maro mpihaino ao amin’ny Radio ny tantara. Olombelona maro, andraikitra samihafa no mifameno vao afaka henoina ny […]
CFFA : nanangana sekoly ara-panatanjahantena
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny alarobia lasa teo, teny Iavoloha, ny Ivontoeran’ ny baolina kitra ho an’ny klioba CFFA Andoharanofotsy. Tonga nanokatra izany teny an-toerana ny ben’ny Tanàn’ Andoharanofotsy, Rakotoarimanana Henintsoa na i Tôta. Nambaran’ny tomponandraikitra fa antony iray nanokafana ity ivontoeram-piofanana ity ny anaran’ny klioba, izay efa hoe “Centre […]






