Other News

Orange Madagascar : hampiroborobo ny lafiny sosialy

Vonona hatrany ny Orange Madagascar hampiroborobo ny takalo manaja ny fiarahamonina sy ny tontolo iainana (politique d’achat responsable) sy ny fandraisana andraikitra eo amin’ny lafiny sosialy (RSE) izay hiarahany amin’ireo mpiara-miombon’antoka sy mpandraharaha samihafa. Nanomboka omaly ny hetsika « Supplier Day » andiany voalohany izay natao tetsy amin’ny Orange Digital Center, gara […]

Fanavaozana ny fanabeazana : mifanakalo traikefa ny mpiantsehatra

Miara-mikaondoha mandritra ny roa andro eto Antananarivo ireo mpiantsehatra sy mpikaroka rehetra amin’ny tontolon’ny fampianarana. Tanjona ny hahafahana manatsara ny fanabeazana eto Madagasikara Hifarana anio ny fihaonana amin’ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fanavaozana ny fanabeazana eto Madagasikara. Tantera­hina etsy amin’ny Panorama Andrainarivo, omaly sy anio izany. Tafiditra ao anatin’ny tetikasa […]

Fifidianana depiote: maromaro ireo am-perinasa tsy lany intsony

Maromaro ireo depiote am-perinasa tsy voafidy intsony na mbola niverina nirotsaka hofidina aza, raha miainga amin’ny voka-pifidianana vonjimaika navoakan’ny Ceni. Anisan’izany ireo kandidà natolotry ny vovonana Irmar. Resy tany Antanimora Atsimo ny kestora voalohan’ny Ante­nimiera, Jean Michel Henri, Rakotondravoavy Andry na Zoky Andry etsy Arivonima­mo. Ny any Benenitra amin’ny alalan-dRandrianandraina […]

Mpiasam-panjakana: misy ny atrikasa hatsaraina ireo toeram-panofanana

Tanterahina ao amin’ny Hotel de Thermes Antsirabe, mandritra ny 5 andro, nanomboka ny 10 jona 2024, ny atrikasa fanomanana sy fampivoarana ny fitaovam-piofanana ho an’ny toeram-panofanana ho mpiasam-panjakana eto Madagasikara. Mifampizara traikefa ao anatin’izany ny avy eo aanvon’ny minisiteran’ny Vola sy ny fitantanam-bola, ny minisiteran’ny Asam-panjakana, ny minisiteran’ny Fampia­narana ambony […]

Hala-bato tamin’ny fifidianana : mitaky porofo mazava ny eo anivon’ny HCC

Mitodika eny amin’ireo mpitsara avo eny Ambohidahy ny mason’ny mpanara-baovao, manomboka izao. Efa an-jatony ireo fitoriana voarain’izy ireo saingy tsy maintsy misy ny fepetra arahin’ireo mpitory tamin’ny fifidianana depiote farany teo. Nambaran’ny loharanom-baovao eo anivon’ny HCC fa anjaran’ny mpitory ny mitondra porofo amin’ny tsy fanarahan-dalàna niseho tamin’ny fifidianana, ahafahan’ireo mpitsara […]