Other News

SOMBIM-BAOVAO

Hotanterahina anio alakamisy, etsy amin’ny kianja Elgeco Plus Stadium ny manasa-dalana mandroso, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara taranja baolina kitra «Pureplay football league». Hifandona amin’izany ny Elgeco Plus sy ny 3FB Toliara. Amin’ny alahady kosa ny manasa-dalana faharoa, hifandonan’ny Disciples FC sy ny Zanakala. Tafaverina soa aman-tsara an-tanindrazana […]

Baolina kitra – Euro 2024: hanokatra ny lalao i Alemaina sy i Ecosse

Hitodika any Allemagne avokoa ny sain’ny mpitia baolina kitra maneran-tany, manomboka rahampitso zoma. Hotanterahina any an-toerana mantsy ny andiany faha-17 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa “Euro 2024”. 24 ireo ekipa hiady lohany, amin’ity ka hiaro ny anaram-boninahitra azony ny Squadra Azzura, Italie. Hanokatra ny fihaonana ny Mannschaft Allemagne sy […]

Basikety – N1A lahy sy vavy: hifaninana ny faritra afovoany

Hitohy any Antsirabe ny fifaninanam-pirenena, taranja basikety ho an’ny sokajy N1A lahy sy vavy. Taorian’ny faritra antsinanana, izay natao tany Toamasina dia anjaran’ny faritra afovoany indray ny hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara. Hanomboka ny 15 jona ho avy izao izany ka haharitra hatramin’ny alahady 23 jona 2024. Ekipa […]

VAOVAO TAMBATRA

Hampiakarina hatrany amin’ny 15% ny famokaram-bary eto amintsika amin’ity taona ity. Havaozina ny velaran-tany 100 000 ha hanatanterahana izany mba hamokarana 5,6 tapitrisa taonina raha toa ka 5,3 tapitrisa taonina izany tamin’ny taon-dasa. Tanjona ny hampihena ny fanafaram-bary eto amintsika hatramin’ny taona 2028. Hiasa-hiasa amina orinasa tsy miankina eto Madagasikara ny […]