Nifarana omaly, teny amin’ny kianja Elgeco Plus By-pass, ny ampahefa-dalan’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara. Hiady ny tapakilan’ny famaranana ny Elgeco Plus sy ny Inate Fc Rouge ary ny Disciples sy ny CFFA. Tafita any amin’ny dingan’ny manasa-dalana fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, «Telma Coupe 2024», taranja baolina kitra, ny ekipan’ny Elgeco […]
Other News
Sombim-baovao
Notanterahina nanomboka ny zoma alina teo ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, taranja baolina kitra, « Euro 2024 ». Tsara fanombohana i Allemagne, mpampiantrano, nandresy an’i Ecosse, 5 no ho 1 izy ireo. Anio kosa no hiakatra kianja i France, hihaona amin’i Autriche. Lavon’i Johnny Gauvin, renioney mpikatroka muay-thaï, tamin’ny KO, teo […]
Tetikasa – « TDS » : hifantenana mpilalao zandriny miisa 75
Ho fampivoarana ny tanora eto Afrika, nisy ny tetikasa “Talent Development Scheme (TDS)” eo amin’ny taranja baolina kitra. Anisan’ireo misitraka izany i Madagasikara. Araka ny fanazavana nataon’i Etienne Stockeng, teknisianina misahana ny tanora eo enivon’ny Fifa, ny zoma lasa teo, teny Isoraka, nahatratra 6 000 mahery ireo mpilalao zandriny voatily […]
Tenisy – Billie Jean King Cup : Mijanona sokajy fahatelo ny Akomba de Madagascar
Teo ho eo ny vokatra azon’ny Akomba de Madagascar, nandritra ny fiadiana ny « Billie Jean King Cup 2024 », taranja tenisy, sokajy vehivavy. Tafajanona ao amin’ny sokajy misy azy i Madagasikara, amin’ny taona ho avy. Nifarana omaly, tao Nairobi Kenya, ny fiadiana ny « Billie Jean King Cup 2024 », taranja tenisy, sokajy […]
FANTINA sy FINTINA
Afaka noho ny fisalasalana ireo voarohirohy tamin’ny “Raharaha Faratsiho” momba ny tsy fanarahan-dalàna tamin’ny fifidianana, araka ny didy navoakan’ny fitsarana tany Antsirabe, ny sabotsy teo. Anisan’izany ny lehiben’ny CED sy ny tomponandraikitry ny informatika eo anivon’ny Ceni ary koa ny komity mpanohana ny kandidà Ramilijaona Nomenjanahary. Notoloran’ny minisitry ny Fitsarana […]






