Niatrika ny fivoriana iraisam-pirenena eo anivon’ny “International democrate centriste IDC-CDI” tany Frantsa ny filoha nasionalin’ny MMM, Andrianainarivelo Hajo. Nambarany fa mahaliana hatrany ny mifampizara traikefa amin’ ireo mpikambana amin’izany antoko iraisam-pirenena izany. “Samy resy lahatra fa tsy misy ny fitoniana rehefa tsy mipetraka ny demokrasia. Sarotra ny hipetrahan’ny fampandrosoana maharitra […]
Other News
Mahay resy
Mbola mahabe resaka ny valim-pifidianana depiote. Mampitsanga-mitoetra ny fiandrasana ny ofisialy havoakan’ny HCC… tsy azo ivalozana. Na ahoana na ahoana, misy hatrany ny tsy afapo. Na manohitra… Tsy mahazaka resy? Nefa matoa mirotsa-kofidina na mandrotsa-kofidina, mety ho resy na mandresy. Mila mivonona sy mahazaka izany. Tsy misy ilana fifaninanana […]
Fivoizana korontana : mampitandrina ny filoha Rajoelina Andry
Hentitra ny filoha Rajoelina Andry manoloana ireo mitady fanakorontanana. Nohamafisiny tamin’ny lahateny nataony tany Toamasina, afakomaly, koa fa mila hajaina ny safidim-bahoaka. Fotoana hiandrasana ny valim-pifidianana ofisialy, avy amin’ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpanorenana (HCC) isika eto Madagasikara amin’izao. Ao anatin’ izany indrindra no tokony hitandroana hatrany ny filaminana sy […]
TSELATRA
Notanana vonjimaika eny amin’ny fonjaben’i Tsiafahy, ny faran’ny herinandro teo, ilay lehilahy nanolan-jaza teny Iavoambony, kaominina Ambohimanga Rova. Nanamparany ny filan-dratsiny ny zazalahy misedra olana amin’ny fahasalamana, ny alin’ny 11 jona teo. Gisa velona miisa 9 niampy kapa sy kiraro nafatratra tao anaty gony, niampy bisikleta roa, hitan’ny zandary mpanao […]
Hetsika Dona : nalain’ny polisy ireo moto tsy ara-dalàna
Haharitra dimy andro, natomboka teo Andohan’Analakely, ny sabotsy maraina teo, ny hetsika “Dona” izay nentina indrindra mba hanamafisana ny fampiharana ny lalàna manoloana ireo fandikan-dalàna maro samihafa ataon’ny mpitondra moto. Miseho amin’ny endrika samihafa ny tsy fanarahan-dalàna hita teny an-toerana, toy ny fanaovana taingimbe, antontan-taratasina moto tsy ampy. Tsy fanaovana […]






